Mon SLAM
Telo andro Teo Aho izay nolalovan'alahelo...
Omaly ariva Aho mbola novangian'ny tsiaro ratsy rehefa mipaika ny amtelo...
vina🤝🧁
25/02/2026
Tsy hoe inona fa enao irery iany
Tsy Mila fanazavana bé lotra
Enao d ampy mampitony ny lonilony mbedika tafahotra
D enao rery fona no Mbola mampitsiky sy fositra manamaloka ny endriko...
Matetika mintsy koa anefa no Mbola manaingo ny poziako...
D Zay no hilazaiko hoe enao tsotra izao mintsy ilay ilaina
Ka manana fahazarana hitampikitra mafy zany fona Aho na aiko tsara fa mbola ho arina
Ilay enao eh…:
Amin'ilay Tonga lafatra tedaviko mintsy
Ilay mahay mampifila kely sy mampiritirity
Ilay manosika ahy hampiditra fahana isanandro
Mba hampihena ny tsiaro ratsy rehefa iny mody masoandro
Mantsy koa ah:
Tena Mbola hafa ny fikasihan'ny vatanao mampagoritsina
Sy ireo tsy tonga lafatra Kely rehetra eny aminao vao maika manintona
Zay no Antony nandalovako fotsiny ny molotry ny hafa fa toa ratsy tsiro
Ary koa nandavako tanana maro izay bé tsilo
D mety mazava aminao amizay angamba 🥺 :
Tsy hoe inona fa enao irery iany
Tsy Mila fanazavana bé lotra
Enao d ampy mampitony ny lonilony mbedika tafahotra
slam
fotsiny....
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
0906E093
Antsirabe