SHOP PLUS
Distributeur SAVOKA NATORALY
23/08/2025
Finaritra eee !
Zah moa zany dia anisany olona tena liana fona manohana raha vao hoe samy Malagasy zay no mila tohana ! 💪💪!
➡️Kitihina aloha hono le sariny misy anarany ao dia zay vao mikitika anle soratra hoe VOTE !
Ka ito misy namana mpiray tanindrazana iray mila ny fanohanana avy amintsika dia i valisoa.regardelemonde ! Androany hariva hono sisa ny farany vote !
Efa mitarika laharana N°01 izy ao @ catégorie BEST INFLUENCER INDIAN OCEAN fa mbola mila ezaka mafy avy amintsika mpanohana fa mifanakaiky amin'ny faha2 ao .
Mitarika laharana N°01 ihany koa izy hatreto ny ao @ Catégorie FASHION & BEAUTY , efa mitarika lavitra 70% 😍
Fa mbola tsy tapitra nefa ny VOTE 🥰 ! Alefaaa !
Ito hatrany ny lien : https://www.influencersawards.mu/vote/ dia ao @ CATÉGORIE BEST INFLUENCER INDIAN OCEAN ny vote tsika na imbetsaka aza tsy maninona (ao zao aloha no mila tohana mafy )
Misaotra antsika 🇲🇬 sahady !
Vote – Influencers Awards Indian Ocean They have excelled by their creativity, skills and commitment this year. It is time to reward those who outshine. Cast your vote for the influencer of each category and for the one who desserves the title of Best Influencer Mauritius and Best Influencer Indian Ocean.
21/07/2025
🔥 TOETRA MIISA 03 TSARA ALAIN-TAHAKA AMIN’IREO OLO-MALAZA IZAY MAHOMBY ... 😲
----------------
Efa maro2 ihany ireo olo-malaza izay niara-niasa na tafaresaka tamin’i Mr Zozoky hatramin’izay ka hatramin’izao.
---
Misy 𝗧𝗢𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 𝗺𝗶𝗶𝘀𝗮 𝟬𝟯, tsara alain-tahaka BE, izay tsikaritro hitovizan’izy ireo :
✅1 – Humble ( Manetry Tena )
✅2 – Tia MIZARA ( Tia manampy & manome Toro-hevitra )
✅3 – Tsy mba miavona SAINGY mahay misafidy tsara izay ho namany.
---
👉 ILAY TOETRA N° 01 SA 02 SA 03 NO TENA TIANAO RY NAMAKO MPANARAKA NY PEJY ?
Raha sitrakao, soraty eo amin'ny COMMENTAIRE ny safidinao.
Ry namako, raha mety ianao, 𝗔𝗻𝗱𝗮𝗼 𝗛𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗙𝗶𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮̀𝗻𝗮 𝗩𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 …
SAMIA MIZARA ... Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.
----------------
Merci beaucoup namana La page de Tefi & Neptunia tamin'ny fahatsoranareo,
Eto aho vao mahita hoe : '' Kay nampitovy couleur isika 03 mianadahy 😁 ''
----------------
Mr Zozoky - Consultant en stratégie
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsirabe
110
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 20:30 |
| Tuesday | 07:00 - 20:30 |
| Wednesday | 07:00 - 20:30 |
| Thursday | 07:00 - 20:30 |
| Friday | 07:00 - 20:30 |
| Saturday | 07:00 - 20:00 |