Kitono

Kitono

Share

12/06/2026

KITONO BAR & GRILL ANTISIRABE dia mitady:
🔥 RESPONSABLE ACCUEIL, CAISSE & AMBIANCE (Lehilahy)
Raha toa ianao ka:
✅ Sariaka sy tia mifandray amin’olona
✅ Mahay mitantana caisse
✅ Mahay misafidy hira mifanaraka amin’ny ambiance
Dia mety ho anao ity asa ity!
📍 Antsirabe
📲 Alefaso amin’ny WhatsApp ny CV sy prétention salariale:
0342635919

11/06/2026

Rahariva ny fotoana an 🏟️
Alefaso ny pronostic ary e ⚽️
Zay mahita Afrique du Sud 1/Mexique 0 😂

11/06/2026

🔥 Aza avela ho ny hafa indray no hitantara aminao ny ambiance tamin’ity sabotsy ity… 🔥

10/06/2026

Pakopako ndreiky brochette no hitsenantsika ny mondiale 😂⚽️🏟️

Want your establishment to be the top-listed Bar/pub in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Mahazoarivo Sud
Antsirabe
110

Opening Hours

Tuesday 13:00 - 23:00
Wednesday 13:00 - 23:00
Thursday 13:00 - 23:00
Friday 13:00 - 23:00
Saturday 13:00 - 23:00
Sunday 13:00 - 23:00