LL Style
"Hatsarana amin 'ny fomba tsotra"🥰
Manomboka amin 'ny kely, manja hatrany ❤️
Tongasoa eto amin 'ny pejy
Asa tanana tsara kely, vita ampitiavana 😍❤️🔥
Vokatra tsotra nefa manja 🌸
🎀 l'élégance dans chaque détail ✨
21/08/2025
Tandammmm 🥰
ireto ary ny vokatra voalohany, mahafatifaty eryy 🥰
Sady mbola tsy misy mpanana an 😅
Ici , chaque scrunchie raconte une histoire :
une touche de tradition☺️
une finition élégante🌸
Une style unique comme vous 🤍
prix natao mirary Amin 'izao fiandohana izao ka aza tara manao jp 🤞
5000 ar ny lot
couleur dispo : grenat, bois de rose
Tissu: satin amle top qualité ❤️🔥
Amin tsotra, manja hatrany
'élégancedanschaquedetail ❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Address
Antsirabe
ANTSIRABE110