Polytext
๐ค MASINA NY POLYTECHNIQUE๐ฅ
๐ค Association des รฉtudiants polytechniciens passionnรฉs dโรฉcriture et de scรจne.๐๏ธ๐ฅ
โ๏ธ Ici, les mots prennent vie ร travers le SLAM, lโHUMOUR et le RAP. โจ
Mirary herinandro finaritra ho antsika rehetra ๐. Sady kopa-tanana ho an'ity ZOKY BE ANCIEN ity ๐โโ๏ธ๐ฅ
Tsy mitsahatra ny mamoaka zavatra tsara hatrany hatrany ๐
Raha tsiahivina dia anisan'ny fondateur ny ihany koa i Apandy. ( ny taona 2022 โจ )
13/05/2026
Retour en photos ๐ท๐ฅ
De la ๐ค SCรNE OUVERTE ๐ค le Mardi 12 Mai 2026 ๐๐ฅ
Ny azo ambara dia hoe : ๐ฃ๐ฃ MAMAY MANDORO ๐ฅ๐ฏ
TAO NY FAHATAPAHAN-JIRO FA TSY NAHASAKANA ANAY IZANY ๐ฎ๐ฅ
๐ Manasa anareo hatrany ๐ TONGAVA ๐ค๐ค๐ค
๐ค Slameur : ANTSAFANATITRA ๐ฅ ( ๐๐๐ )
Izy moa dia Vice-prรฉsident an'ny POLYTEXT teo aloha ๐๏ธ( 2025 )
๐ฃ๐ฅ Ankafizo ary dia zarao ๐๐ฅ
29/04/2026
Retour en image ๐ท
Du scรจne ouverte le lundi 27 avril 2026 ๐๏ธ๐ฅ
๐ค Mbola mandray membre hatrany ๐
๐ค Na mpanao RAP, HUMOUR, SLAM-POรSIE ๐ฅ
๐ค Na koa MPANKAFY ๐. TONGAVA MAKATY ๐ซต๐ฅ
Izy no Harenah Mathieu izay mitondra ny anarana Mathi'As ๐ฅ ( Slameur/Artiste )
๐๏ธ Ankehitriny izy dia VICE-PRรSIDENT ny POLYTEXT ๐ค ๐๏ธ.
๐ VICE-CHAMPION ny Smatchin Poetry Slam 2 รจme รฉdition izy a ๐๐ฅ ( niaraka an'i Annah Cynthia )
Misaotra nitondra avo ny anaran'ny ESPA VONTOVORONA โค๏ธ๐
26/04/2026
๐
Rampitso amin'ny 5 ora ariva ๐๏ธโฐ
๐ Toerana : Marron BTP ๐ทโโ๏ธ
๐ฅ TONGAVA MARO ๐๏ธ๐ฅ
Ento ny COFIL, COLOC sy ny COBLOC ๐โโ๏ธ. Ny akama rehetra(2) iny ๐
๐ค Ataovy hoe POLYTECH ๐ช
๐ค Ici c'est POLYTEXT ๐ฅ
๐ค Zany ary ny mpianatry POLY rehefa mitory FITIAVANA e ๐๐ฅ.
( Porofo fa scientifique ilay bandy ๐)
Discipline: RAP ( a ca****la ) ๐๏ธ๐ฅ
Rappeur: Fihariantsoa
๐ Ny manaraka hitondrantsika Speakers andefana ny instru ๐๐ฅ
20/04/2026
Chaud chaud chaud ! ๐ฅ SHOW TIME ๐ฅ๐ฅต
Tontosa soa amantsara ny AG POLYTEXT anio ๐ค๐ฅ
โ
Vita ny fifamidram-pahefana teo amin'ny mpitantana ny POLYTEXT ๐ค. Koa miarahaba anareo mpitantana vaovao ๐๐๐ผ :
๐๏ธPRรSIDENTE Annah Cynthia
๐๏ธVICE-PRรSIDENT Harenah Mathieu
Ary mirary soa anareo sahady amin'ny andraikitra raisinareo ๐๐ผ๐ฅ
TSY IZAY IHANY โผ๏ธ
Fa nafana tena nafana ny SEHATRA ๐ฅ๐ค. Manan-talenta ny MPIANATRY POLY ๐๐ผ๐ฅ.
TONGASOA NY MPIKAMBANA VAOVAO ๐ฅณ. Ho an'izay tsy afaka โ๏ธTONGAVA FA MBOLA MANDRAY FOANA IZAHAY ๐
โ Ho avy eo ny vidรฉo koa aza miala lavitra ๐
AG POLYTEXT ๐ค๐ฅ
Aza adino ny VERA ๐ฅ( fa misy zavatra nomaninay ๐)
Lieu: Marron BTP
19/04/2026
โ๐ผ MPANORATRA sa MPANKAFY๐๐ผ. Mpanao RAP sa COMรDIE ๐๏ธ. Tairo TONGAVA MAKATY ๐ค๐ฅ
๐
Lundi 20 Avril 2026 ( ร 17h โฐ)
๐ Lieu : MARRON BTP
Ny Polytext moa dia fikambanan'ny mpianatra mpanao/mpankafy ASA SORATRA โ๐ผ ety ๐ค๐ฅ ( SLAM, POรSIE, RAP, HUMOUR )
โ
Amin'io fotoana io no hampitana ny vaovao sy activitรฉs rehetra handeha ๐ฐ
๐ค Amin'io ihany koa no hanaovana ny " passation " ny membre de bureau vaovao hitantanana ny POLYTEXT amin'ity 2026 ity ๐๐ฅ
๐๏ธ๐ฅ Koa TONGAVA MARO fa hisy ny " rรฉception ny nouveau membre rehetra " atsy ho atsy ๐คซ๐ฅ
VONTOVORONA ๐ฅ๐ฅ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo