Shape Body

Shape Body

Share

Photos from Flamme Passion's post 28/04/2026

Alefaso ny commande dia abonné-o ny page fa mety mahazo cadeau avy ato @ Shape body ainareo raha tsara sanjila

👉🏻 Mentionné-o namana 5 i abonnés page Flamme Passion
👉🏻 Partagéo en mode public
👉🏻 Ary liké-o ny publicitaire.

Olona 2 no mahazo loka :
✨Ny voalohany mahazo Burger + frites 1 + complément alimentaire
✨Ny faharoa crédit 5000ar

04/02/2026

Promotion Opti-growth 15.000ar jusqu'à fin Février au lieu de 19.000ar🎁😱

✨Mampitombo lanja aingana ,mahanofosana sy mampatanjaka 🫀💪
✨Mety ho an'ny olona mikotrana na tsy mikotrana
✨Mampazoto homana, manome hery fiarovana riche en calcium,vitamine,...
✨Mety amin'ny ankizy ( miteny mialoha raha Zaza latsakin'ny 11 taona) na lehibe izay te hahazo aina sy te hitombo lanja.
100%naturaly voakirakira tanana ka afaka manao demande spéciale izahay ho an'ireo olona manana allergie na tsy mazaka amireo ankora izay ao anatiny.

🛵Manao livraison eraky Madagascar Miantso mivantana na Mp
Contact : 0375193651

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo