ECFORME
ONG ECFORME : Etude-conseil-Formation-Entrepreneuriat
👉Formation certifiée:
- Opérateur de saisie🏆
- Machine industrielle (Machiniste)🏆
- Entrepreneuriat 🏆
- Auxiliaire de vie sociale 🏆
- Gens de maison (Nounou, serveuse, femme de ménage …) 🏆
- Jeune au pair 🏆
👉 Appui à l'insertion professionnelle des jeunes formées
18/12/2025
Maro ireo dingana lalovana ao anatin'ny fiofanana. Miainga any amin'ny safidin'izay lalam-piofanana ho atao ary miato kely eo amin'ny fahazoana "certificat " izany ato aminay. Mitoy indray makany amin'ny fitadiavana asa ary fiatrehana ny sehatry ny asa. Misy ny congé annuel ato ECFORME Manomboka ny 19/12/2025 fa miverina misokatra ho antsika izahay manomboka ny 05/01/2026 🥳🥳🥳 taona vaovao. Manasa atsika tanora vonona hiroso @ ireo fiofanana ato aminay hisoratra anarana. Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ☺️😊
09/12/2025
Vita ny anio, nafinaritra ny fiarahana tamin'ireto mpiofana androany ☺️☺️. Fiofanana Gateaux, Cake ary Madeleine tamin'ny sarany 5000ariary monja mbola nitondra ny asa tanana mody 🤩🤩. Mbola afaka tonga ho an'ny rahampitso Alaobia 10 na Alakamisy 11 décembre ianareo izay liana ety @ 67ha enceinte Madinox manomboka @ 08 ora maraina.
24/09/2025
Mankasitraka ireo mpisitraka ny tetik'asa Sandratra izay nanaraka fiofanana teto aminay 😊
Mitohy hatrany ny fandraisana ireo izay maniry ny hiofana na hiara hiasa aminay (Association, ONG sns...)
de vie sociale de saisie de maison et gargote
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the organization
Telephone
Website
Address
Antsalovana, Lot IVP 64 Ter BA
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 09:45 - 17:00 |