Pretty Sounds Musics
Merry Christmas - SAMi Anosibe (Instrumentale)🎹🎶
Mitohy hatrany ny fandraisana commande amin'ny fanaovana playback instrumentale amin'izao vanim-potoanan'ny krismasy izao.
Manao prise de son sy tournage clip ihany koa izahay ho antsika chorale sy groupe gospel.
Tsidiho ny pejy fa misy santionany maromaro ao☺️
© Pretty Sounds Musics
Contact: +261342621902 / +261331848474 / MP
Ny Anaranao - Tanà Gospel Choir (instrumentale)
Aza misalasala mandefa MP raha anao commande.
Version demo ito fa raha mila ilay tena izy tsy misy feo lafika ianao dia afaka mandefa MP.
Copyright© by Pretty Sounds Musics
19/10/2020
Mankasitraka feno ny Voix de la Louange tonga nanao ''prise de son'' tato amin'ny studio omaly. Mirary fahombiazana hatrany.
Mbola mitohy hatramin'ny faran'ny volana novembre ny promotion ho an'ireo mikasa hanao réservation.
by Pretty Sounds Musics.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
S III 11 Ambivihy, Soavina Atsimondrano
Antananarivo
102
Opening Hours
| Monday | 07:30 - 18:00 |
| Tuesday | 07:30 - 18:00 |
| Wednesday | 07:30 - 18:00 |
| Thursday | 07:30 - 18:00 |
| Friday | 07:30 - 18:00 |
| Saturday | 07:30 - 12:00 |
| 16:30 - 20:00 | |
| Sunday | 07:30 - 18:00 |