PolyTech
✨ Tanteraho ny trano nofinofinao miaraka amin'ny PolyTech !
🏠 Mitady endrika trano vaovao sy maoderina ve ianao ? Indro misy modely hafa koa azonareo alaina sary an-tsaina.
Ny mampiavaka ny tolotray dia ny fampiasana ny PolyMur sy PolyToit, izay manome antoka ny kalitao sy ny faharetan'ny vokatry ny asa. Ny tsara indrindra? Azonareo amboarina araka izay tianareo ny modely rehetra hitanareo eto amin'ny pejinay.
🔨 Efa manana sary na planina ve ianao?
Aza miandry intsony! Vonona ny hanampy anao izahay hanatanteraka izany. Alefaso mivantana aminay ny antsipiriany :
📧 Mailaka : [email protected]
💻 Site web : polytech.mg – mahazo valiny ao anatin’ny 24 ora
📱 WhatsApp : +261 34 07 185 84
✅ Tsarovy : Maimaim-poana foana ny fanaovana devis
🏢 Te hiresaka mivantana ve ianao ? Afaka mandray anao ao amin’ny biraonay ao amin’ny Tana Water Front Ankorondrano izahay (amin'ny alalan'ny rendez-vous).
17/04/2026
Devenez propriétaire en seulement 30 jours ! 🏠✨
Vous rêvez d’une maison moderne, confortable et prête à habiter ? Découvrez la Trano Faly par PolyTech, une solution "clé en main" alliant rapidité et qualité.
- Surface : 44,54 m²
- Composition : 2 chambres, salon avec cuisine ouverte, salle d’eau.
- Rapidité : Chantier livré en 1 mois seulement !
Prix : 45 000 000 Ar
✅ Systèmes de plomberie et électricité déjà intégrés.
✅ Entièrement personnalisable selon vos envies.
📞 Contactez-nous au +261 34 07 185 84 pour lancer votre projet !
🌐 Infos : www.polytech.mg
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ambohimalaza
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 12:00 |
| 13:30 - 17:30 | |
| Tuesday | 08:00 - 12:00 |
| 13:30 - 17:30 | |
| Wednesday | 08:00 - 12:00 |
| 13:30 - 17:30 | |
| Thursday | 08:00 - 12:00 |
| 13:30 - 17:30 | |
| Friday | 08:00 - 12:00 |
| 13:30 - 17:30 |