Hash
22/12/2022
Vita ilay izy ry reto Ah ๐
Mbola tsy lazaiko ilay anarany ho an'ireo izay mbola ilalao an. ๐๐
Amin'ny iza akaiky noely iza dia ataontsika promotion izy sady prix de lancement koa. ๐๐
Muffins ao choco miampy ganache au choco ary voarakotra sokola noir na blanc"๐๐๐ซ
Prix normal 15.000Ar fa ataontsika 13.000Ar izy, boรฎte de 6 an ary milanja 350g.
Misy boรฎte de 3 ko, 8.000Ar. Prix promo 7.000ar
Tsy izay ihany fa izay mi-commande voalohany avec confirmation MP dia mahazo cadeau ilay boรฎte de 3 iray๐ฑ.
Koa inona ary ny andrasantsika fa tongava ao amin'ny MP eh ๐.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ankadikely Ilafy
Antananarivo
103