Safiid
Coucouuuu 🥰
Mba ovaiko kely ndray lay famoahana hira vaovao 😁
nataoko en live tato izy ty omaly dia androany izy zaraiko kely aminareo, apetrako ato mandrapavitan’ny dingana manaraka d efa mahay azy nareo!
Inona zao ny karazana bonheur kely manome tsiky anareo @ andavanandrom-piainanareo?
Disponible sur mon compte tiktok: https://www.tiktok.com/?_r=1&_t=ZM-91r2OWxPSua
Bonne semaine 🌸
Coucouuuuuu 🥰
Asintsika direct kely am fin de semaine any mba miresadresaka zay ela be zay dia sady mba tantaraiko anareo lay hira no hataontsika en live hatao avant première 😛 fa ty ny passage préféré-ko ao anatiny dia zaraiko kely
23/11/2025
Coucou nareeeeo 🌸 Eeeela zany an! Inona no fialamboly tinareo amin’izao alahady zao? Tsara ny andro ao ivelany ao, mampite hilomano 🏊♀️
Fa zany eo ihany fa manana hira kely vaovao ho anareo zah ao, rahoviana no tinareo havokantsika? 😛
Bon dimanche😘
🌸Coucouuu🌸
Resahiko zavatra nafinaritra kely ana nareo, atolotra ho an’ireo izay mpanao vente en ligne 😉
Bisous dia coucou manokana ho an’ilay mpamaly mp ao @ Ruchelle
Arahabaina daholo ny andriambavilanitra amin’izao andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy zao. Asintsika direct kely ve avieo? ndao mba hiresadresaka tsika amzao andro mafinaritra be ao ivelany ao zao. asina présence kely aloha dia inona no tinareo resahintsika?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Analamahitsy
Antananarivo