Shakan

Shakan

Share

18/03/2020

🟢 U̲n̲e̲ grande ̲p̲r̲e̲m̲i̲è̲r̲e̲ chez nous avec une icône de la musique contemporaine Malagasy qu'on ne vous présente plus :

✳🇲🇬 𝙊𝙡𝙤𝙢𝙗𝙚𝙡𝙤 𝙍𝙞𝙘𝙠𝙮 & 𝙁𝙧𝙞𝙚𝙣𝙙𝙨 🇲🇬✳
.. vous invitent à embarquer dans son univers et de sa musique thérapeutique le 𝐕𝐞𝐧𝐝𝐫𝐞𝐝𝐢 𝟐𝟕 𝐌𝐚𝐫𝐬 𝟐𝟎𝟐𝟎 à 20H précise à SHAKAN La City Ivandry 💥

✅ Retenez bien la date.
Réservation fortement conseillée via :

📲 034 63 711 80 - 032 92 029 66
𝙉𝘽 : 𝙋𝙡𝙖𝙘𝙚 𝙩𝙧è𝙨 𝙡𝙞𝙢𝙞𝙩é𝙚

✅ PAF : 𝟑𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐑 / Consommation obligatoire / Parking Réservé

✅ Animation spéciale avec THB ce jour 🍻

🎤🎶 ꜱᴀᴍʏ ʜᴏ ꜱᴀᴍʙᴀᴛʀᴀ, ꜱᴀᴍʏ ᴛꜱᴀʀᴀ ᴇ ....

13/12/2019
12/12/2019

Ianareo sisa no endrasana!!!!
Vendredi 13/12/19 à partir de 20H30

MISY SOIRÉE ITY IZAY TENA HANASAKO ANAREO TSY ANKANAVAKA... OMEKO ANTONY TELO IANAREO HANDEHANANA 😊

1- Vendredi 13 io andro io ary malaza fa andro mahery vintana izany, tsy aiko satria mbola tsy tena hitako fa amin'io miara mahita azy isika ✊

2- Ny soirée toy izao dia tsy hitovy velively amin'ireo spectacle akalamanjana fanaoko, mifanakaiky kokoa isika, afaka miresaka sy mifampizara ary indrindra ny hira izay atao dia miavaka sy miampy kokoa foana rehefa toy izao ✊

3- Tsy ambakan'izany rehetra izany koa ny Mozika hoentin'izy roa lahy ao (Rak Roots sy Gova). Ny tenako raha ny teto antanindrazana no resahina dia tena tsy mba tafiaraka manao Showcase am zalah ireto mihitsy raha tsy amin'ity iray ity ✊

ARAK'IZANY, LAZAO NY NAMANA, NY HAVANA, IZAY MPANKAFY AN'IREO VAZO FA @ ZOMA AO @ SHAKAN LA CITY 20H30 😊🇲🇬🙌

Want your restaurant to be the top-listed Restaurant in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


B, B 102 1er Étage Immeuble La City 3000 Alarobia
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 10:00 - 22:00
Tuesday 10:00 - 22:00
Wednesday 10:00 - 22:00
Thursday 10:00 - 22:00
Friday 10:00 - 22:00
Saturday 10:00 - 22:00
Sunday 10:00 - 20:00