Created By His Grace

Created By His Grace

Share

Photos from Created By His Grace's post 25/10/2019

Ny Created By His Grace dia manana akany fibeazana ho an'ny zaza 2 taona hatramin’ny 4 taona.
Ny zaza tsirairay dia hajaina ary voara-maso amin’ny maha-izy azy sy ny fivelaran-tsainy.
Fiteny ampiasaina amin’ny fanabeazana: Malagasy sy anglisy.
Fomba ampitaina ny lesona amin’ny ankizy: Hira sy tsianjery, kisary sy loko, fahalalana ankapobeny, fanajana sy fahaiza-manao, kajy, tantara ara-Baiboly sy ny maro hafa…
Tanjona:
Mikolokolo ny fahaiza-mikaroka ao anatin’ny zanakao.
Mitarika azy hahaleo tena sy ho tia fianarana
Fifandraisana : 034 27 608 76 – Fb: Created By HIs Grace - Adiresy: Lot VI 21 bis Ambatoroka Antananarivo

Photos from Created By His Grace's post 25/10/2019

CENTRE D'ANIMATION POUR ENFANTS
Nous recevons les enfants entre 2 ans à 4 ans.
Notre objectif est de développer la curiosité de votre enfant, d’améliorer son autonomie, tout en respectant son rythme d’apprentissage.
Chaque enfant est unique, de ce fait, une prise en charge individuelle sera faite par notre équipe.
Contact: 034 27 608 76 – Fb: Created By His Grace - Addresse: Lot VI 21 bis Ambatoroka Antananarivo
Aucune description de photo disponible.

Want your business to be the top-listed Food & Beverage Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo
101