PETA

PETA

Share

Photos from PETA's post 31/05/2025

Lalao ara-pirahavaviana nokarakarain'ny ao anatin'ny fankalazana ny fetin'ny Sekoly Katolika 😊 🙏🏼

Nivoaka mpandresy
🏆 izahay ekipan'ny ✨️Mahamasina✨️
izay misy ny solontenan'ny mpianatra mpilalao Basket vehivavy ao amin'ny
⛹️‍♀️
⛹️‍♀️
⛹️‍♀️ Sekoly Masina Misely Amparibe

Nahafinaritra tokoa iny fiarahana nilalao iny satria nahafantarana sy nahazoana namana sy rahavavy vaovao indray 🥰🤗

Anisan'ny teny filamatra tamin'izany :
"Izay mandresy tehafana, izay resy ankaherezina"

Mampiray ny fantanjahatena 🫶🏽

25/02/2025

Tongava manohana ô 🥳 🏀🙏🏼

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address


Lot I D 73 Amparibe – B.P. 3832
Antananarivo
101