IrakirakaPosts10

IrakirakaPosts10

Share

01/09/2025

Nasehon’ny BAREA an’izao tontolo izao ny haavo-lentan’ny baolina kitra Malagasy.
Vice-Champion d’Afrique isika .

Nampiray fo, nampiray feo ary nampijoro ho iray ny Malagasy rehetra ianareo.
Tsy nitsanga-menatra fa niady hatramin’ny farany ary nitondra avo dia avo ny voninahi-pirenena ianareo ary tantara mipetraka eo amin’ny sehatry ny baolina kitra izany .
Mirehareha izahay tamin’ny lalao nataonareo.

Misaotra ny Malagasy rehetra nanohana ny ekipantsika, ary mankasitraka manokana ho an’ireo nanotrona mivantana.

Mirehareha isika fa mamiratra i Madagasikara mivoatra, tsy kivy ary mandroso.

MISAOTRA BAREA!

23/11/2023

CONCOURS HIDIRANA AO AMIN'NY PAOSITRA MALAGASY

✅ Tapaka tamin'ny filan-kevitry ny minisitra ny alarobia 22 novambra 2023 lasa teo hisy ny fifaninana hidirana ao amin'ny Ministeran'ny Fampiroboroboana sy fanovana ny haitao ara-kajy mirindra, ny Paositra Malagasy sy ny Fifandraisan-davitra.

✅ Ireto avy izany:

👉 Inspecteurs Principaux des postes (20 isa), diplôme Maîtrise ou M1 ou M2
👉 Réalisateurs adjoints (20 isa), diplôme BACC + 2
👉 Agents d'exploitation (60 isa), diplôme BEPC

Ny PAOSITRA MALAGASY no mikarakara ny fiafaninana.

AZA ADINOINA C-EDUC MADAADA dia manomana ireo concours ireo ka misy ny:

👉 Cours en salle (présentiel)
👉 Cours en ligne (à distance)

Afaka manjifa documents ireo izay tsy afaka miatrika cours.

-EDUC MADA 67Ha , ao amin'ny bâtiment INSTITUT DE FORMATION SOCIO MÉDICALE, eo am-pitan'ny vavahadin'ny tsena COUM.

☎️ 034.81.855.01/033.07.173.93/032.92.993.20

Mirary fahombiazanaC-educ Mada Ofisialy anao sahady!

C-Educ Mada
C-Educ Mada

21/11/2023

Isika any amin'ny faritra rehetra : Te hividy entana Ao Antananarivo izay hitanao tamin'ny site web na Vente en ligne ve ianao nefa manahy sao lasa ny vola nefa ny entana tsy ho tonga na tsy araka ny nafarana no tonga????
Eto izahay hanamarina sy hanao izay hahatonga izany ho eny ampelatananao
Aza misalasala Midira Mp avy hatrany.

Want your business to be the top-listed Contractor in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Andravoahangy Tsena
Antananarivo
101