CSBBA

CSBBA

Share

Photos from CSBBA's post 04/06/2026

Fandaharam-potoana ny lalao sabotsy sy alahady ho avy izao.

Alefa CSBBA Ambohimanambola

25/05/2026

Manoloana ny famoizana ny rain'ny mpilalao ato amin'ny klioba CSBBA, dia hanatanteraka famangiana isika - mpikambana rehetra (staff, mpilalao, ray aman-dreny, mpanohana) - anio amin’ny 6 ora hariva.

Ny klioba CSBBA dia mitondra fampiononana feno sy fankaherezana ho an’ny fianakaviana.

Iray ny CSBBA ary miray fo miaraka aminareo izahay.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
102AVARADRANO