As ROCK SHOW

As ROCK SHOW

Share

Photos from As ROCK SHOW's post 10/02/2026

Ny AS ROCK SHOW,ny Garage Mozika, ny tarika EGRAYGORE, MARTZ ary MANIA dia misaotra antsika rehetra nanotrona, niarapaly sy nifampirary soa tamin’ny BEST WISHES 2026. Ho taona ZINA sy FAHOMBIAZANA ho an’ny Rock and Metal anie ity taona 2026 ity.
Ireto avy ny VINA AS ROCK SHOW 2026 nolazaina tamin’ny alahady teo (famintinana no ato fa hanaovana pub mitokana daholo ireo tsy ho ela) :

1. GRAND LIVE GREEN, Guest : VALAHARA. Sabotsy 28 martsa 2026 amin’ny 15h ao amin’ny Résidence FISINA Mandroseza.
2. BRUTAL METAL : MARTZ, EGRAYGORE, Guest : HAUTING. Sabotsy 29 aogositra 2026 amin’ny 15h. Toerana malalaka mety amintsika mpankafy.
Mbola misy hafa fa ireo aloha no azo zaraina. Save the dates… Sabotsy 28 martsa sy 29 aogositra 2026.
ALL FOR ONE, and ONE for ALL

Want your establishment to be the top-listed Arts & Entertainment in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


ANTANANARIVO
Antananarivo
101