Fanafody Angatra

Fanafody Angatra

Share

07/05/2026

🍀HERPÈS GÉNITALE 🍀

Endriky ny herpès génital

Ny Herpès génital dia matetika miseho toy izao:

1 Misy boutons madinika misy rano

2 Rehefa vaky ireo dia lasa fery marary

3 Mety mangidihidy na mavaivay

4 Indraindray misy fanaintainana rehefa mpipy

✅ Mety hiseho amin’ny:

filahiana,

fivaviana,

fitombenana,

na manodidina ny vava

✅Fahasamihafany amin’ny aretina hafa

Herpès génital

Boutons misy rano

Marary sy mavaivay

Miverimberina matetika

✅ Gonorrhea (angatra)

Misy pus na tsiranoka mavo/maitso

Marary mikoriana

Tsy dia misy boutons

✅Syphilis

Misy fery iray matetika

Tsy dia marary

❌Raha tsy tsaboina dia mety hiharatsy❌

🍀 Izahay dia manana fanafody🍀

mampihena fanaintainana,

mampamaina ny fery,

mampihena ny fiverimberenany.

Torohevitra ✔️

Aza kitihana matetika ny fery

Sasao madio sy maina ilay faritra

Aza manao firaisana mandra-pahasitran’ny fery

Mampiasa préservatif foana

Midira hafatra mihafina ra misy mahalina anao

Tel 0386139300

14/03/2025

Miarahaba atsika rehetra indray ooohhhh!!!
Te hoafaka tanteraka ve ianao
Tena somary sarotra ny mitsabo ireto aretina ireto kanefa dia azo tsabona tsara ihany
Ra lina @ izany ianao dia afaka mandefa hafatra na ko miantso avihatrany

Want your practice to be the top-listed Clinic in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


67Ha
Antananarivo
MPITSABOMALAGASY