Juste

Juste

Share

11/04/2023

NY ANJELIN'i Jéhovah mitoby manodidina izay matahotra Azy la miambina azy:salami -34-7

21/03/2021

Fiaraha mitsangatsangana tenyamin ny anjelo ambohidratrimo androany alahady21 03 21.nahafinaritra be

23/10/2020

Mahasiarova ny andro Sabata hanamasina azy.Henemana no hiasanao sy hanaovanao ny raharahanao rehetra.Fa Sabatan i Jehivah Andriamanitrao ny andro fahafito koa aza manao raharaha akory hianao amin izany, na ny zanakao lahyna ny zanakao vavy, na ny ankizilahinao, na ny ankizivavinao , na ny biby fiompinao, na ny vahininao izay tafiditra ao am bavahadinao.Fa henemana no nanaovan iJehovah ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina mbamin izay rehetra ao aminy, dia nitsahatra lzy tamin ny andro fahafito; izany no nitahian i Jehovah ny androSabata sy nanamasinany azy.Eksodosy :20-8

13/10/2020

Ary efa enin jato taona Noa,raha tonga tambon ny tany ny safo drano.Ary Noa sy ny vadiny aman janany mbamin ny vinantoni- vavy niaraka taminy dia niditra tao anatin ny sambo-fiara mba tsy ho tratry ny safo drano.Ary ny biby madio sy ny biby izay tsy madio sy ny vorona mbamin nyizay rehetra mandady sy mikisaka amin ny tany,dia nisy niditra tsiroaroa tao amin iNoa tao amin ny sambo- fiara,dia lahy sy vavy,Arak izay nandidian Andriamanitra an i Noa.Ary rehefa afaka hafitoana,dia tonga tambon ny tany ny safo-drano.Genesisy7-6

Want your business to be the top-listed Event/venue in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


0340979562
Antananarivo