Manja Natoraly
23/08/2022
Efa ela ve enao no mba te hanala MONY, RIDES, CERNES, POINT NOIR, MENAMENA, PANDA izay manimba ny hamanjanao?
Efa nampiasa produits maro fa tsy nahita vokatra?
Inty no mety aminao sady tena efficace ary efa maro no nahita vokatra
CREME VISAGE CURCUMA vita amin'ny tamotamo sy tantely
14.000Ar (125ml)
20.000Ar (250ml)
LOTION FANDIO vita amin'ny vahona, persil, ary citron
15.000Ar (250ml)
Manadio, manalefaka, ary mamerina ny lokon'ny hoditra ho natoraly
Manao livraison tana ary mandefa any @ faritra ihany koa
Contact :📞034 34 412 50
08/08/2022
Creme visage
Mamerina ny lokon'oditra natoraly
Manadio sy manazava ny endrika
Manala mony, panda, point noir, cernes
Prix 125ml :14.000Ar
250ml :20.000Ar
Manao livraison/Mandefa any @ faritra
Mp na 📞034 34 412 50
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101