Mini Prix Mora

Mini Prix Mora

Share

Photos from Mini Prix Mora's post 30/06/2023

Tia hanao lissage nefa matahoatra sao ilay mahery be ireny?
✨Lissage B3 tsy mifidy karazam-bolo (na ngita be aza mety tsara)✨
•A base d'huile de Macadamia
•Malefaka sady efficace tsara
•Tsy manimba volo
•Mora ampiasaina kely
•Azo antoka

🛍️Prix : PM (175g) 14 000ar
MM (300g) 20 000ar
GM (750g) 32 000ar

Livraison et récupération possible 📦
Tel : 0341698480
N.B : Misy shampoing sy après shampooing démélant tsara miaraka aminy ihany koa hiarovana ny volonao amin'ny agression ivelany (ao amin'ny commentaire ny vidiny sy ny sariny)

Photos from Mini Prix Mora's post 02/06/2023

❌ STOCK ÉPUISÉ ❌
Soins Botox de ephena beauté
🛍 Prix : 25 000ar izy rehetra 🛍
Shampoing (2) + Masque (3) + sérum (1)

SOIN LISSANT ET RÉPARATEUR
Pour cheveux très abimés Mitsabo tanteraka izay marary amin'ny volonaoManome aina vaovao ny volo simba Mampalama volo tsara ho no mampalefaka azy tsara Manala ny tapatapaka no sady mampangirana azy

Hitanao eny amin'ny Stand n* 29 ao amin'ny Parvis Gare Soarano (le 31mai au 3juin 2023)

PS : Manao livraison sy mandefa amin'ny faritra foana ho an'ireo tsy afaka m-déplace
PSS : Mivoha foana ihany koa ny boutique antsika eny Itaosy Cité

Contact : 0341698480

11/05/2023

Ho an'ireo manana volo sarotra be vao maniry sady somary mihitsana
Gamme garlic oil ✨
🛍 Prix : 19 000ar izy telo 🛍
Shampoing 500ml + Masque 500g + Sérum 60ml
Vita tamin'ny tongolo gasy sy coco ary mbola misy kératine ihany koa Mampaniry volo tsara sady manamafy ny fotom-bolo Mampalefaka volo tsara ihany koa no sady mitsabo ny volo simba be Tsy mifidy karazam-bolo ihany koa izy sady hypoallergénique

Livraison et récupération possible 📦
Contact : 0341698480

Want your business to be the top-listed Shop in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Itaosy Cité
Antananarivo
102