Fidy Rent Madagascar

Fidy Rent Madagascar

Share

Photos from Fidy Rent Madagascar's post 17/09/2024

Disponible en Location ito Matiz 3 ito
( Avec ou Sans Chauffeur)
Si Avec Chauffeur à partir de 80.000Ar
Si Sans Chauffeur à partir de 150.000Ar

Carburant En Sus 😃🚘

Photos from Fidy Rent Madagascar's post 01/08/2024

🇲🇬🚘 Iza daholo ilay mitady LOCATION SANS CHAUFFEUR /SANS CAUTION ATO

📍Olon'tsotra ve ianao na Orinasa mitady Location Sans chauffeur?
📍Tinao hoe ianao mihitsy no mitondra azy fa tsy chauffeur?
📍Mitady fiara kelikely mahavita mamita ny course ataonao andavan'andro ve ianao?
📍Mila fiara hoentinao mba miarakaraka amin'ny namana ,na fianakaviana,...?
📍Mila fiara mba hitondrana amin'i Madame na Copine anao?😀
📍Mila fiara hoentinao Hiasa andavan'andro na ihany koa hitsenanao mpianatra?

Mety be ho anao ity Tolotra ity:

✅Location sans Chauffeur no atolotray ho anao
✅Tsy misy caution alohanao ihany koa
✅Fiara madio tsara no sady confort no hatolotray ho anao

⭕"Matiz3 phase2"
⭕BVM: Boîte de vitesse Manuelle
⭕Mora hoentina kely
⭕Très économique
⭕Propre no sady Confort
⭕Siège chauffant
⭕Voiture 05 places
⭕Voiture Climatisé
⭕Vitre Fumée avec autorisation
⭕Radio avec Bluetooth
⭕rétroviseurs électronique depuis l'intérieur

⚠️Sarany Mirary dia Mirary tokoa
⚠️Fandrio Dieny izao ny Date sy ny Ora hangalanao azy ary

Raha maka plus de 07jours dia mahazo Remise ianao ato amin'ny Fidy Rent Madagascar 🇲🇬

☎️+261341741212
☎️+261380549054

Whatsapp :
☎️+261341741212

31/07/2024

⭕MATIZ 3PHASE2
Disponible Manomboka ny Lundi 05 Août Ho avy izao.
Fixeo dieny izao ny Reservation anao sao dia tara anh 😀
Prix Mora be hatrany ny anay
(LOCATION SANS CHAUFFEUR ET SANS CAUTION)

+261341741212

Want your business to be the top-listed Autos & Automotive Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 17:00