MVC

MVC

Share

Photos from MVC's post 20/01/2026

Nahatratra EFATRA ARIVO (4 000) ny isan'ny olona nanaraka ny Ranty (Contenu) anay tamin'ny herinandro lasa teo. Misaotra betsaka anareo ny amin'ny fanohanana oh ! 🎉

Hitombo Fitahiana sy Fahasoavana avy amin'ilay Zanahary anie izay Ankohonana maniry hanao TRANO rehetra 🥰.

(Fampatsiahivana : Tsy 👉 CONCEPTION : PLAN, 3D sy DEVIS, Ary REALISATION ihany no varotanay tompoko fa indrindra Mivarotra 👉Fifaliana sy Tsikitsiky hoanareo izahay)

☎️ : 034 27 275 87 / 033 31 261 16
📩 : [email protected]

Photos from MVC's post 30/12/2025

Ity maodely ity no nentinay nanankatona ny taona 2025, ary hanombohana indray ny taona 2026 ♥️🥰.

Misy FANOMEZANA LEHIBE :
BOKY PDF 300 isa 🔥 hozaraina maimaimpoana hoantsika rehetra.
Apetrao ao amin'ny commentaire hoe : "Miaraka amin'ny MVC sady mahazo BOKY".

Efa misy ihany koa ny famandrihan-toerana hoan'izay mikasa hanorina Trano rehetra, na koa hampanao PLAN sy DEVIS anay amin'ity taona vaovao 2026 ity🔥♥️, misokatra izahay.

Contact : 033 31 261 16 / 034 27 275 87
Courriel : [email protected]

22/12/2025

Teny fohy saingy mahalaza zavatra betsaka :
👉 08ème variantes.

Ity Trano tsara kely ity dia niova im-balo (8 fois) vao afa-po ny tompony, izany hoe BROUILLON daholo izany ny projet fito talohany, fa Ilay fanimbalony kosa vao naharesy lahatra ny Client.

Raha ianao no misafidy, inona no mety aminao :
1) Manova an'ilay Trano eny am-panidinana dia avy eo lasa hafahafa be ny tranonao ve ? Sa
2) Manova ny hendrik'ilay Trano ao anaty Logiciel dieny mbola eo am-panaovana ny 3D izahay ?

Tsy nisy na dia iray segondra aza anefa ka nampakizintina ny Architecte rehefa nangataka fanovàna ny tompony. Ny fotoana lany sy ny hery lany rehetra dia teo amin'ny iray volana fotsiny. (Eny, iray volana manao 3D fotsiny hoy aho).

Misaotra an'i Monsieur le Directeur (Mister F) nametraka fahatokisana anay 💗.

Misokatra izahay :
Contact : 034 27 275 87 / 033 31 261 16
Courriel : [email protected]








Ao ny Modèle Originale.

Photos from MVC's post 03/11/2025

Iza no hanamboarako TRANO mahafinaritra be oh ? 🥰

Manomboka amin'ny PLAN D'ARCHITECTE ka hatramin'ny Offre CLÉ EN MAIN 🤝.

Raha Mila fanazavana fanampiny Dia afaka miditra 👇
mp na 034 27 275 87

Photos from MVC's post 04/07/2025

Hanao ahoana ny fihetsem-ponao raha mahazo RAFITRANO 3D tahaka ity ianao ?

Surface Bâtit 150 m² monja ity izao, ary tany 250 m² eo ho eo no tsara mifanaraka aminy (Surface Bâtit + Tokontany) minimum

Tsy mionona amin'ny PLAN ARCHITECTURALE 2D ihany fa mikendry izay hisian'ny firindràna sahady izahay rehefa mamoaka RAFITRANO 3D.

Ary ny trano ho anao, ataontsika ahoana ny hendriny 😍 ?

☎️ (+261) 33 31 261 16
☎️ (+261) 34 27 275 87
📧 [email protected]

Ny andinindinin'ilay trano dia hitanao ao amin'ny 👉 'commentaire'.

Want your business to be the top-listed Home Improvement Business in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Lot 165/1 Talatamaty
Antananarivo