GSEM-Formation

GSEM-Formation

Share

28/04/2025

-ANTANANARIVO-
🔥PACK DE FORMATION AVEC 03 MODULES 🔥
🔶 Module 1: Techniques d'animation et mobilisation sociale
🔶 Module 2: Communication pour le changement des comportements.
🔶 Module 3:Art de parler en public et communication influente
------
👉 Ho anao mpianatra, mpitarika fikambanana samihafa,mpiasa , mpanentana eny anivon'ny fiaraha-monina sy mpanatanteraka tetikasa samihafa :
Fiofanana maro loko no atolotra anao izay tena feno ary ampy hampivoaranao ny fiainanao manomboka amin’ity taona 2025 ity, izay hisitrahanao miaraka ireo modules dimy (03) ireo :
📆 Date: 03 Mai 2025.
👉 Tombony ho azonao:
☑️ Fampiharana 100% pratika
☑️ Tosika fanaraha-maso aorian'ny fiofanana
☑️ Tosika eo amin'ny fahasahiana sy fahaiza-manentana eny amin'ny sehatra samihafa misy anao.
☑️ Tosika fanampiana anao mba hampahomby 100% rehefa miatrika vahoaka sy fandraisana fitenena ampahibemaso.
☑️ Sns....
🏠Toerana : AMBOHITRAKELY, Akaiky arrêt bus.
📞 Contacts: 0380628578.
Frais de formation : 60.000ar
🎯 RÉSERVATION DE PLACE OBLIGATOIRE : 5000ar

📌 Inscription obligatoire déjà ouverte sur mp.
“Votre réussite dépend de votre décision”

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo