Compagnie Rasu

Compagnie Rasu

Share

23/08/2022

Tadidio hoe tsara be enao❤️

25/07/2022

Rariny Aho raha hitsiky rehefa mody masoandro
Tsy hoe hidoka tena na fitiavana hiseho
Fa nolalovako avokoa na ny ranon'andon'ny maraina
Na ny erikerikin'ny ririny
Ny masoandro migaina ny mitatao vonona
Aoka tsy hotantaraiko intsony,
Indrindra koa ny tahotra hamakivaky irery ilay haizim_pito mbola hodiako ,
Rariny loatra Aho raha hifaly amiko

18/04/2021

Salama daholo .
Androany izaho tsy hizara momban'ny théâtre manokana fa hizara zavatra faheno isan'andro .
"tsy taille fine fa taolana mifono hoditra" "pelaka" " be tapin kandrina" sy ny tariny .
Mety hoe mampihomehy antsika ny mijery sy manisy fihetsempo an tsary an ireny , fa firifiry ny olona namono tena noho ireny , nisy ireo nitondra takaitra ara-tsaina .
Mino izaho fa faly ilay nanakiana ratsy angamba rehefa lavo izy ireny .
Afa-po ve isika mpanakiana rehefa lavo ireny?? Milamina ve ny sain tsika amin'izao satria lasa nikoron- tana ara-tsaina ilay olona noho ny teny navoakantsika?
Samy olombelona isika lavitra antsika ny hoe izany tonga lafatra izany fa raha miezaka ny tsy manao ratsy ny hafa isika dia lafatra kokoa .
Ekeo ny fahasamihafana misy dia hitovy ho azy isika ❤

Want your establishment to be the top-listed Arts & Entertainment in Andoharanofotsy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Andoharanofotsy