Boost Page & Design
Boost PND vous aide à :
- Augmenter votre visibilité
- vous aider à toucher un max de clients
- Favoriser l'acte d'achat
- Fidéliser vos clients
Boostez vos pubs, évènements, vidéos, ventes... Voir nos PACKS BOOST
11/04/2024
𝗕𝗢𝗢𝗦𝗧 𝗣𝗔𝗚𝗘 & 𝗣𝗨𝗕𝗟𝗜𝗖𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗮̀ 𝟲.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗥 ( 𝓢𝓹𝓸𝓷𝓼𝓸𝓻𝓲𝓼𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 )
Betsaka ny efa nampandroso ny asany tamin'ny fiaraha-miasa niaraka tamin'ny Boost Page & Design
------------------ 🅑ᴾ🅞ᴬ🅞ᴳ🅢ᴱ🅣 & 🅑ᴾ🅞ᵁ🅞ᴮ🅢🅣 --------------------
Na manao vente en ligne, na orinasa, centre de formation, boutique , Espace, service ... , aza misalasala fa ho fampandrosoana ny asanao no antom-pisianay.
---------------- 🅒🅞🅝🅒🅔🅟🅣🅘🅞🅝 🅖🅡🅐🅟🅘🅠🅤🅔 ----------------
Manamboatra visuel, logo, photo couverture, affiche publicitaire, carte de visite sns maro be, ka afaka mifaninana tsara amin'ireo mpifaninana ara-barotra aminao ianao.
🎉 Manao création page complet ihany koa (page + logo na pdp + photo couverture) amin'ny sarany mora
📢 Ito tolotra ito dia natao hoan'izay:
🟢 Te ho hitan'ny olona maro ny page-ny
🟢 Te hahalafo betsaka amin'ny varotra ataony na te ho betsaka ny vokatra ho azo
Afaka manantona ny bureau : En face Galana behoririka 2ème étage
📳 034 69 084 96 na Mp Boost Page & Design
04/07/2023
Ela ela tsy nandefa publication fa sahirana mikarakara ireo client. Aza misalasala manantona anay fa mbola mandray boost foana hoan'ireo izay vaovao ka te hitady fiaraha miasa matotra.
𝗕𝗢𝗢𝗦𝗧 𝗣𝗔𝗚𝗘 & 𝗣𝗨𝗕𝗟𝗜𝗖𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗮̀ 𝟲.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗥 ( 𝓢𝓹𝓸𝓷𝓼𝓸𝓻𝓲𝓼𝓪𝓽𝓲𝓸𝓷 )
Betsaka ny efa nampandroso ny asany tamin'ny fiaraha-miasa niaraka tamin'ny Boost Page & Design
Statistique kely nandritra izay 2,5 taona izay
Compte pub:
RAV : 2373 boosts natao ; Total vola lany: 9.685 USD
FANO: 2540 boosts natao; Total Vola lany: 10.568 USD
DAV: loading...
Mp raha hiboost na antsoy ny 034 69 084 96 hoan'izay matotra :)
26/05/2022
📣📣 6.000 ar ny BOOST Page na publication. Boost rehetra rehetra ( kiraro, akanjo, cosmétique, beauté, électroménager, espace, événements, pâtissier, service na orinasa...)
Sady mi-boost izahay no misy tolotra ihany koa hoan'ny fanamboarana visuel, logo, photo couverture sns maro be, ka afaka mifaninana tsara amin'ireo mpifaninana ara-barotra aminao ianao.
🎉 Manao création page complet ihany koa (page + logo + photo couverture) amin'ny sarany mora
📢 Ito tolotra ito dia natao hoan'izay:
💦 Te ho hitan'ny olona maro ny page-ny
💦 Te hahalafo betsaka amin'ny varotra ataony na te ho betsaka ny vokatra ho azo
Contact: 034 69 084 96 na Mp @ Boost Page & Design
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Tsaralalana
Analakely
101
Opening Hours
| Monday | 07:30 - 20:00 |
| Tuesday | 07:30 - 20:00 |
| Wednesday | 07:30 - 20:00 |
| Thursday | 07:30 - 20:00 |
| Friday | 07:30 - 20:00 |
| Saturday | 08:30 - 12:00 |