Pavillon 727
14/04/2023
Salama tompoko !
Ny "Anjoma 727" dia manolotra ho antsika ny Goldina 200g amin ny vidiny 2500Ar !!!
Mety amin ny sakafo rehetra, ahosotra sy andrahoina, na mamy na masira👈 mety ho an ny olona rehetra satria ambany ny tahan ny sira ao aminy👍manome ny rehetra hery sy tanjaka ny vitamines A sy E ao anatiny 👌
Matsiro be indray zany ny sakafo amin ity faran ny herinandro ity !
Goldina, hasambaran ny mpianakavy!
"Anjoma 727"manolotra anao ny soa sy ny tsara hatrany !
Want your business to be the top-listed Shop in Analakely?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Analakely
101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 16:00 |
| Tuesday | 07:00 - 16:00 |
| Wednesday | 07:00 - 16:00 |
| Thursday | 07:00 - 16:00 |
| Friday | 07:00 - 16:00 |
| Saturday | 07:00 - 16:00 |