Axis construction
21/02/2023
Envie de construire une nouvelle maison? Envie de rénover, faire un ravalement de façade ou tout simplement réaménager votre intérieur?
Nous sommes là pour vous servir; une équipe d'ingénieur et de techniciens expérimentés dans le domaine de la conception et de la construction pour concevoir et réaliser votre futur demeure selon vos envies. Choisissez parmi nos offres et n'attendez plus:
- Conception + rendu 3D photoréaliste 3 000 Ar/m² (architecture d'extérieur); 5 000 Ar/m² (aménagement d'intérieur)
- Plan d'architecture complet (plan sur chaque niveau + façades, coupes, plan d'assainissement, plan d'implantation, plan fosse septique et puisard) 3 000 Ar/m²
- Plan d'éxécution (plan de ferraillage + nomenclature des aciers) 5 000 Ar/m²
- Devis des gros oeuvres 2 000 Ar/m²
- Travaux de réalisations
Contacts: 034 85 086 85 / 033 64 366 67
Whatsap: 034 85 086 85
02/04/2022
Manam-pikasàna hanorina trano ve ianao nefa matahotra sao dia tsy araka ny eritreretina no ho vita eo??
Mieritreritra ny hanavao trano ve ianao nefa matahotra sao dia hirodana ny tranonao na koa hoe ho ratsy ny asa mety ho vita eo??
Natao ho anao ireto tolotra ireto:
- Conception + rendu 3D photoréaliste ahitanao dia ny mialoha izay ho endriky ny tranonao, na ny endriny amin'ny ankapobeny na hatramin'ny lokony (na ivelany na anatiny) amin'ny sarany 3 000 Ar/m².
- Plan d'architecture complet misy ny refy rehetra ahafahanao manorina ny tranonao ary entinao maka permis de construire, 3 000 Ar/m².
- Plan d'éxecution misy ny firafitry ny vy (plan de ferraillage) sy ny isan'ny vy isan-tsokajiny (nomenclature des aciers) ilainao amin'ny fanorenana, 5 000 Ar/m2.
- Devis des gros oeuvres ahitanao ny akora rehetra ilaina hatramin'ny karaman'ny mpiasa 2 000 Ar/m².
Ingénieur en genie civil efa ampy traikefa tsara no handray an-tànana ny asanao amin'ny sarany mirary dia mirary.
Contacts: 034 85 086 85 / 033 64 366 67
14/03/2022
Trano moderne tanteraka no nitondràna ny style an'ity trano iray ity. Modèle tato aminay ihany no nakan'ilay cliente inspiration namoronana ny tranony. Misaotra anao tompoko nisafidy anay.
Ho anareo izay mbola tsy nahavita ka mikasa hanorina, ireto ny tolotra omenay anao:
- Conception+rendu 3D photoréaliste 3 000 Ar/m²
- Plan d'architecture 3 000 Ar/m²
- Plan d'éxécution 5 000 Ar/m²
- Devis des gros oeuvres 2 000 Ar/m2
Contacts: 034 85 086 85 / 033 64 366 67
25/08/2021
Iza indray no mbola hilaza fa "NY TSARA TSY MBA MORA" ??
Tolotra mora be ho anao mikasa ny hanao trano:
- 3D photoréaliste avec conception 3 000 Ar/m²
- Plan 2D complet 3 000 Ar/m²
- Devis des gros oeuvres 2 000 Ar/m²
Contacts : 034 85 086 85 / 033 64 366 67
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
2 Rue Dr Rabenitany Ambohitrakely
Alasora
101