Fitbox
Ouvert de 6h00 à 20h00 du lundi au samedi
Tu y trouveras tous les équipements nécessaires pour des séances réussies!
23/06/2026
--- Miezaka manao régime sy manao fanatanjahan-tena ve ianao nefa mbola tsy mahita vokatra?
Mety ho ny **siramamy tafahoatra** no iray amin'ireo antony mahatonga izany!
✅ Mampitombo haingana ny kaloria laniana isan'andro
✅ Mampiakatra sy mampidina tampoka ny tahan'ny siramamy ao anaty ra ka mampitombo ny hanoanana.
✅ Manamora ny fitahirizan'ny vatana tavy, indrindra eo amin'ny kibo
✅ Mampitombo ny filàna misakafo matetika.
✅ Mampihena ny fahombiazan'ny ezaka ataonao amin'ny perte de poids.
💡 Raha te hahita vokatra tsara kokoa amin'ny fihenan-danja ianao, dia ahena tsikelikely ny siramamy tafahoatra ary mifidiana sakafo voajanahary sy manankarena otrikaina.
📍CHALLENGE FIT 6s, hanampy be anao!!!
Tsy ny sakafo ihany fa ny kotrana, ny fahazarana ratsy mahatonga anao tsy hahatratra ny tanjonao dia ho raisinay an-tanana avokoa.
⚠️Fotoana fohy sisa dia hikatona ny fisoratana anarana: Alakamisy 25 juin.
Tongava haingana sao diso anjara ianao!
--- FITBOX, Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48
19/06/2026
--- Aza mangatak'andro fa fotoana fohy ihany no hahafahanao misoratra anarana amin'ity "CHALLENGE FIT 6S" ity!!!
✅10 ihany ianareo no ho raisina amin'ity challenge ity sao ho diso anjara ianao!
⚠️Ny Alakamisy 25 Jona no fara-fisoratana anarana.
--- FITBOX, Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48
valisoa.regardelemonde
🔥 **CHALLENGE 6S by FITBOX** 🔥
Vous cherchez à perdre du poids, retrouver votre énergie et transformer vos habitudes ? 💪
Le **Challenge 6S** n'est pas un challenge de perte de poids comme les autres.
📍C'est un accompagnement motivant, un suivi structuré et une communauté prête à vous pousser vers vos objectifs !
✅ Coaching
✅ Motivation
✅ Résultats mesurables
✅ Ambiance FITBOX
📢 **Les inscriptions sont officiellement ouvertes !**
📍Fenoy ny formulaire ato anaty liens dia tongava ao amin'ny MP raha liana ianao.
⚠️Fin d'inscription: 25juin
Version Française 🇫🇷
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSfaXcTJC6iltrTEoUPluy8-5yaOFMr6W5cH5NPojKD7zek-0Q/viewform?usp=header
Version Malagasy 🇲🇬
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdOG6LtizJKYin808-IzFCyHHd8drSbiTq4p6kLNSa9oc0P_w/viewform?usp=header
16/06/2026
--- BEAUTÉ, FORME & PERFORMANCE EN UN SEUL DÉFI ! 🔥
Envie de sculpter votre silhouette tout en prenant soin de votre beauté de l'intérieur ?
💖 Découvrez Beauty & Shape Protéines & Collagène d'Eric Favre, votre allié pour accompagner vos objectifs minceur et bien-être. Sa formule associe protéines, collagène, vitamines et minéraux pour soutenir votre transformation tout en contribuant à la beauté de la peau, des cheveux et des ongles.
🔥 Associez-le au Challenge FIT 6S de FITBOX pour maximiser vos résultats !
Pendant 6 semaines :
✅ Entraînements encadrés par des professionnels
✅ Suivi de votre progression
✅ Motivation et accompagnement personnalisé
✅ Nutrition et supplémentation adaptées à vos objectifs
📍Transformez votre corps, renforcez votre confiance et révélez la meilleure version de vous-même.
🚨 INSCRIPTIONS OUVERTES pour le Challenge FIT 6S !
Ne remettez pas vos objectifs à demain.
📍 FITBOX
💪 Votre transformation commence aujourd'hui !
Centre commercial Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48
valisoa.regardelemonde
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Tana Waterfront
Alasora
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 20:00 |
| Tuesday | 06:00 - 20:00 |
| Wednesday | 06:00 - 20:00 |
| Thursday | 06:00 - 20:00 |
| Friday | 06:00 - 17:00 |
| Saturday | 06:00 - 17:00 |