Dr Rasoatakalosoandro

Dr Rasoatakalosoandro

Share

Hifampizara amintsika ny soa momba ny fahasalamana.

02/06/2026

0 tir isika Malagasy tamin'ny 1ère mi-temps 😢

02/06/2026

I Maroc dia voalohany aty Afrika. 03 andro izy ireo no nanomana ny lalao nihaonana tamin'ny Barean'i Madagasikara. Isika anefa dia omaly ihany no niaraka nanomana iny match iny. Normal raha toa ka resy. Rehefa jerena ny zava-misy tato ho ato izay dia tsy misy iraharahian'ny tompon'andraikitra ny baolina kitra mihitsy. Nofinofy ihany izany CAN 2027 izany. Na terrain ve moa tsy ananantsika ka aiza isika no handresy? Ny pelouse eo Mahamasina hatreto tsy hay intsony ny tohiny. Tsy azo antenaina aloha hoe hilalao eo ny Barea amin'ny volana septembre e. Isika Mpankafy te hahazo vokatra saingy ireo tompon'andraikitra tsy miasa saina mihitsy. Simba ny kitra Malagasy e. Na maillot aza tsy manana isika. Fa angaha tsy fotsy na mena na maintso ny maillot hatramin'izay e. Sa iny le hoe maillot third sa inona moa 😂 Tena hoe miha potika ny kitra Gasy e. Fédération gisitra be aty Afrika ny FMF. Bref🤧

02/06/2026

Carton rouge i El Hadari.
Arbitre tsisy ilavana azy ity mba san

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Fez?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address


Hay Amal
Fez
30000