Ako Infos

Ako Infos

Partager

04/06/2026

, tena fanao tokoa vé? Araka ny 'ny ?

ho sy foanana ny fomba sy , miaro ny tanindrazana hatramin'izay, hoy ny Kohën Rivolala.

an'i Madagasikara amin'ireo no miseho ankehitriny, hoy izy.

sy jerena akaiky ny sy ara-pivavahana eto amin'ny firenena.

ny tsy ny ankehitriny no entin'ny Kohën Rivolala ao anatin'ny fandaharana eto amin'ny Ako infos.

Herizo Randrianjafy

28/05/2026

Fahalalahan'ny Asa fanaovan-gazety : Hisy ny fananganana vovonana hiraisan'ireo mpisehatra amin'ny haino vaky jery

Ny mpanao gazety tsirairay sy ny fikambanan'ny mpanao gazety no antsoina hiditra ho mpikambana ao anatin'ny vovonana. Faritra miisa 4 no efa tafatsangana ka anjaran'ny Faritra Analamanga kosa ny hanangana ny azy ato ho ato. Rafitra ara-dalana manaraka ny pitsopitsony rehetra no haorina. Ankoatra ny mpanao gazety dia isan'ireo mpikambana ihany koa ny Ong miasa mahakasika ny fampahalalam-baovao.

Nandray fikambanan'ny mpanao gazety maromaro ireo komity mpikarakara anio. Isan'ny fikambanana efa naneho fahavononana hiditra anatin'ity Vovonana ity ny Fikambanana Appel izay hivondronan'ireo mpanao gazety matihanina an'habaka miisa 450 eo ho eo.

23/05/2026

tsy manaja ny ny fampiharan-dalàna nataon'ny tany , hoy ny ANTM.
ny fisian'ny sy samy Ary ny ny toy ireny, hoy ny fanazavana.
foana ny sy fakàn-kevitra amin'ny sy mba tsy .

manontolo ato anatin'ny fandaharana ny fanehoan-kevitry ny 'ny fikambanan'ny eto Madagasikara.

Vous voulez que votre entreprise soit Entreprise De Médias la plus cotée à Nice ?
Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.

Adresse


Boulevard Gambetta
Nice
06000