TF EVENT

TF EVENT

Teilen

21/06/2026

Tsy ampy ny teny hilazana ny fankasitrahana ho anareo rehetra.
Misaotra tamin'ny fahatongavana, ny fanohanana ary ny fitiavana nasehonareo nandritra ny concert.

Ianareo no hery manosika anay hanohy ny lalana. Ho voatahy mandrakariva anie isika rehetra🫶

Hialana tsiny indrindra amin'ny fahatarana izay niaraha-mahalala . Horaisinay am-pitiavana be ireo fanehoan-kevitra rehetra ka hoentinay hanatsarana ny amin’ny manaraka.

Hisaorana avokoa ianareo Sponsor sy Partenaire rehetra ka nahatontosa iny fotoana nahafinaritra be iny
Moozik ,Vanit Madagascar , Kintana Events , AST KITRA

TF EVENT
Le Future de L’Event🔥🔥

19/06/2026

🎟️ GUICHET JOUR-J SUR PLACE 🎟️

Ho anareo izay mbola tsy nahazo tapakila, aza manahy! Mbola misy ny famarotana tapakila eny an-toerana amin’ny andro hanaovana ny fampisehoana

⏰ Tongava aloha mba hisorohana ny filaharana sy hiantohana ny fahazoana tapakila.
📍 Tapakila amidy mivantana eny an-toerana

Manantena ny hihaona aminareo rehetra izahay! 🎉✨

Vanit Madagascar , Kintana Events Moozik Reko Band

18/06/2026

‼️Kely sisa‼️
🚨🚨J-2🚨🚨

Efa ho tonga ny vahinintsika
Aza adino ny daty :20 Juin|21h30 ao city winnenden.

Aza adino: SOLD OUT ny billet prévente sy VIP❌️

✅️Aza matahotra fa mbola misy famarotana Tapakila eny an-toerana
➡️Traiteur: Tiana Viviane
Moozik, Vanit Madagascar ,Kintana Events Reko Band

16/06/2026

Iza ary no naharesy o?
Arabaina i Kojaina Randria nahazo ny loka place VIP 1 ho an’ny concert Reko ao Stuttgart ny 20Juin.

‼️ Aza adino: efa SOLD OUT ny VIP rehetra ary hikatona amin’ny Alarobia izao ny site prévente.‼️

Ny rohy fanjifana ny tapakila:
https://e-graciashop.fr/product/stuttgart-concert-reko/

Wollen Sie Ihr Service zum Top-Veranstaltungsplanungsservice in Stuttgart machen?
Klicken Sie hier, um Ihren Gesponserten Eintrag zu erhalten.

Webseite

Adresse


Munich
Stuttgart
BAYERN