Haizaha

Haizaha

Share

04/24/2023

Salama daholo e,

Ho antsika rehetra izay liana amin'ny formation data labeling sy atelier dia ireto avy ny ora sy fotoana afaka handraisana antsika ho an'ny fakĂ na informations mivantana :
- Alatsinainy : 10h - 11h
- Talata : 14h - 15h
- Alakamisy : 14h - 15h

Toerana : Ambadiky ny Intelcia Tanjombato
Tongavasoa e! 😊

03/15/2023

Ho antsika:
- te hiasa amina orinasa anefa tsy mahay manamboatra na dia ny CV aza
- tsy mahay na inona na inona momba ny ordinateur
- te hiasa hanao opérateur de saisie anefa tsy mahay mampiasa na dia clavier aza
- te hahafantatra bebe kokoa ny amin'izany hoe internet
- te hiasa hanao data labeling ( ~ Annotations, ~ traitement d'image) anefa tsy mahafantatra na inona na inona momba izany

Afaka manampy anao izahay,
Tolotra vaovao be amin'ny sarany mirary dia mirary no entina ho antsika.

Tongava 😊, afaka mandray anao izahay isan'andro amin'ny 10 ka hatramin'ny 11 ora maraina.
Toerana : Zone galilée Tanjombato
Na misorĂ ta anarana amin'ny laharana 0344071742

11/17/2022

Hey!
- Mahafehy teny anglisy ve ianao anefa tsy mahita asa?
- Nianatra teny anglisy fa tsy hay hoe ahoana no hampiharana azy hahazoana vola?
- Mitady asa mety vita amina phone fotsiny tsy voatery mila ordinateur?

Ho antsika mahafehy teny Anglisy ka liana amin'ireo fanontaniana eo ambony eo ireo, manana soso-kevitra ho anao izahay.

Raha mila fanazavana fanampiny :
Tongava manomboka rahampitso 😊
Alatsinainy - Zoma
Amin'ny 9 ka hatramin'ny 10 ora maraina
Toerana : Tanjombato Antananarivo
Laharana : 034 40 717 42

07/04/2022

DANS LE CADRE DE NOTRE DEVELOPPEMENT, NOUS RECHERCHONS :

DES DEVELOPPEURS FRONTEND ET/OU BACKEND EN LOCAL (ANTANANARIVO)

DEVELOPPEURS FRONTEND

PROFIL :
-Excellente maitrise de la langue Anglaise
-Développement et réalisation des applications :
*Frontend dev : html/css/js + frontend framework (Vue JS, angular)
*UX / UI design : Figma, Adobe XD, Webflow
*Outils de versioning (Git)
-Au moins 4ans d’expĂ©rience
-Bon esprit d’équipe et relationnel
-Dynamique, sérieux, méthodique, rigoureux, flexible.

DEVELOPPEURS BACKEND

PROFIL :
-Excellente maitrise de la langue Anglaise
-TrĂšs bonne notion en Algorithme
-Développement et réalisation des applications :
*Technologie JavaScript : Node.js, NestJs, Express, Typescript
*API: GraphQL, RESTfull , RPC, SOAP
*SGBD : MySQL, PostgreSQL, MongoBD, NoSQL
*Outils de versioning (Git)
*Connaissance en ML et Phyton serait un atout
-Au moins 04 ans d’expĂ©rience
-Bon esprit d’équipe et relationnel
-Dynamique, sérieux, méthodique, rigoureux, flexible.

AUTRES INFORMATIONS :
-Poste en CDI aprĂšs essai
-Rémunération motivante
-Couvertures sociales et médicales

Si vous vous reconnaissez dans ces profils, veuillez postuler en remplissant la formulaire sur https://forms.gle/EdoioDBaJNZs3qXYA : avant le 25 juillet 2022.

Aucune candidature en MP n’est acceptĂ©e.

Seules les candidatures retenues feront l’objet d’un test et d’un entretien

Want your business to be the top-listed Computer & Electronics Service in Columbus?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address

Columbus, OH