Hello Gim's

Hello Gim's

Share

Photos from Hello Gim's post 04/06/2026

📢 FANARENANA

Noho ny fisian’ilay lavaka lehibe teo amin’ny lalan’ny champ de foire, izay nahatonga lozam-pifamoivoizana matetika, dia nandray andraikitra an-tsitrapo ireo tanora mifanampy ka nanatanteraka fanarenana vonjimaika ho fiarovana ny mpampiasa lalana.

Ezaka tsotra izany, saingy maneho fa afaka mitondra fiovana ny firaisankina sy ny fandraisana andraikitra. Manentana ny tanora rehetra izahay mba samy handray anjara amin’ny fanatsarana ny tanànantsika sy ny fiarahamonina.

Isaorana manokana ny Association Cœur de l'Océan, nosoloan’Atoa Fredo, tamin’ny fanohanana sy ny fandraisana anjara.
Mankasitraka namana Mizira Ricardo , Kä Saleh Djamil Anthonio Divinary Olivier Galouna Toandro Randrianantenaina Tovo Boss
"Ny fampandrosoana dia miainga amin’ny olom-pirenena mandray andraikitra." 🇲🇬🤝

Misaotra antsika rehetra nandray anjara.

Want your business to be the top-listed Media Company in Toliary?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Toliary