Bevalala Sport

Bevalala Sport

Share

Ny FIHEZAB na ny Fitaizana ny Herin'ny Zatovo Bevalala dia sehatra iray hamolavolana ho olombanona vatana, saina, fanahy miezaka manampy azy ho tia miafanina amin'ny tsara, tia manandratra ny ahafa, ary mamondrona ny talenta hikatsahana ny soa iombonana.

20/07/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Maurice Jean, Jaén Maurice Rainizanaka

30/10/2022

Nitarika 1 sy 0 ny BFC aveo tratran'n PSGZFA 1 sy 1. prolongation natafiditra isa iray ny BFC ary ino no niafarany. Bravo BFC

17/10/2022

Raikitra amin'izay ary ny adin'ny samy galy fantsy ka hoita eo izay mahery

DEMI-FINALE ALAHADY 23/10/22 IZAO

√√ 11h 00 : PSG ZFA Avy eny Anosibe # ZANDRY GASY Ankadivoribe

√√ 13H 00 : Bevalala FC # FC TANA avy ao Ankadivory

Iza no Barca dia iza no Real?

Afaka miloka sy manao taimbava fa tsy mahazo miady!!

Photos from Bevalala Sport's post 16/10/2022

Mazava ireo ekipa tafiakatra 1/2 final
BFC
FC TANA
PSGZFA
FC Zandry Gasy
RAHAMPITSO KOSA VAO FANTATRA NY EKIPA MPIFANANDRINA
Samy henjana daolo ireo

15/10/2022

Arahabaina ry zala BFC ireto rehefa nandresy FC Voamadilo tamin'ny isa 4 sy 2 ka hanao 1/2 final
Iza re no ho hifanandrina aminy ee?

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address

Antananarivo