OLi
07/05/2026
Mametraha fanontaniana rehetra tianao ho fantatra momba an’i OLi sy ireo matelas any ✨
Hovalianay ao anaty publication manaraka ireo fanontaniana
01/05/2026
Notre 2è gagnante 🥳🥳
Ny Aina Fitiavana Malala
Lot 2 : 1 paire d’oreiller 🥰
Venez en message privé pour discuter concernant le lot.😉
01/05/2026
KIDORO OLi ange hafa mintsy e !
Mahafaly anay ary isaorana an’Andriamanitra fa ianareo mpanjifa malalanay dia:
• na mpivady vao
• na vao nifindra trano
• na hanomboka tokantrano
• na vao nahavita trano
• na nandray vahiny kely
Tsy kisendrasendra izany fa tena fahasoavana 🙏
Ny KIDORO OLi dia tsy kidoro fotsiny, fa mitondra soa, fahasalamana ary fitahiana ho an’ny tokantrano.
Averinay hatrany:
TSY KIDORO FOTSINY IZY ITY.
👉 Andramo anie hoa e !
034 50 280 40 / 037 53 920 91
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the practice
Telephone
Website
Address
102
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 21:00 |
| Tuesday | 07:00 - 21:00 |
| Wednesday | 07:00 - 21:00 |
| Thursday | 07:00 - 21:00 |
| Friday | 07:00 - 17:00 |
| Saturday | 07:00 - 21:00 |
| Sunday | 07:00 - 21:00 |