AESA UT
16/03/2026
UN LEADERSHIP RESPONSABLE POUR UNE ASSOCIATION FORTE, SOLIDAIRE ET TOURNEE VERS L'AVENIR
✅ Hoantsika rehetra mpikambana ato amin'ny AESA rehetra na izay maniry te hikambana.
✅Be izay nataontsika, nefa tsy misy rantsana nahafeno fepetra tamin'ny fahatongavana ho mpikambana. Tsy misy arak'izany ny hetsika ho fampandrosoana.
✅Ity hetsika ity no mety hampiroborobo ny fikambanantsika. Mety hanome vahana ihany koa ny AESA UT .
👉Mitongava hifidy ao amin'ny FITEVOMA/U eny Maninday isika mpianatra rehetra mikambana ato amin'ny alahady faha 22 martsa hoavy izao.
✅ Mialoha an'izay anefa, tongava hisoratra anarana ao amin'ny Bloc 56/H eny Maninday isika amin'ny talata faha 17 martsa na alarobia faha 18 martsa samy tontoloandro.
✅FITEVOMA/U Mandroso, mivelatra ary omban'ny firaisankina tanteraka🙏
Jereo ny tombontsoa iombonantsika, manantena ny fanohanantsika rehetra.Manasoa Tsihala TovondrainynyThéophile RafalimanananaAESA UT UT
@
✅io fampiasana misy valiny hoan'ny 3ém ze mila.
Malagasy 👇👇👇👇
17/03/2025
🍀Mahakasika ny tension na tosi-drà 🍀❤️
"🍁🍁Fleur de Jade" na baobab kely hoy isika Malagasy
☘️☘️Fanafody "tension" na miakatra na midina
~~} 🍀ny baobab kely dia "stabilisateur" ny tosi-drà🍀.
🍁fantaro fa afaka manasitrana anao eo no eo izy ity!🍀
* Raha sendra miakatra be tampoka na midina be tampoka ny tosi-drà anao 😔😔:
🍀🍀*MAKA FELANY 2 NA 3 , ilay mbola tanoranora,🍀🍀
* 🍁🍁sasao
*🍁🍁 tsakoy ary atelomy ilay ranony somary marikivy mangidy
*🌹🌹 ilay ventiny kosa tsy hatelina.
Mahafaty ny tosi-drà miakatra be tampoka na midina be tampoka an!
Ary tsy ny lehibe irery intsony fa efa maro ny tanora tratran'ny AVC .
Mirary soa hatrany ary dia mba zarao amin'ny hafa ihany koa merci 🙏🇲🇬❤️
17/11/2024
Hoan'ny mpianatra rehetra avy ao Tanandava Station, indrindra hoanareo novice rehetra. Misokatra izao ny taom-pianarana vaovao ety amin'ny anjerimanontolo (Université de Toliara), Mahaiza misafidy lalam-piofanana mifanaraka amin'ny fahalalana anananareo tsirairay ianareo.
Misokatra lalandava hoantsika ihany koa ny fidirana ho ato amin'ny AESA izay fikambanana voatokana indrindra hoantsika. Ambara eto mialoha fa hisy ny fivoriam-be izay kasain'ireo mpitarika ny volana febroary 2025. Samia miomana amin'izany isika. Ary irariana ny fahatongavantsika marobe mba ho reharehan'io tanana mamintsika io.
Tanandava Station
30/08/2024
Hoantsika vao afaka baka 2024, na izay rehetra mbola tsy isan'ny mpikambana,
Azo atao Malalaka ny miantso na mandefa hafatra antsoratra amin'ireto laharana ireto:
032 83 541 53
038 72 438 23
Tadio hatrany ny AESA UT
30/08/2024
Miarahaba ny mpianatra vao afaka Bacc rehetra izahay ato amin'ny AESA .
Indrindra ianareo afaka tamin'ny anaran'ny .
Mahafaly anay sahady koa ny ety amin'ny anjerimanontolo, sy ato amin'ny . Koa hentanina arak'izany ianareo rehetra mba handefa hafatra miafina amin'iray amin'ireto kaonty manokana ireto:
👉RRamarolahy Dominique
👉MaManasoa Tsihala TovondrainysManasoa Tsihala Tovondrainy👉KemKemal Tsihala ManasoaiKemal Tsihala ManasoanKemal Tsihala Manasoa
30/08/2024
Ministère de l'Agriculture et de l'Elevage
07/05/2024
🌧️🌊𝙈𝙞𝙖𝙧𝙖𝙢𝙞𝙡𝙖 𝙢𝙖𝙝𝙚𝙧𝙞𝙣'𝙣𝙮 600 𝙣𝙤 𝙣𝙖𝙝𝙚𝙩𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙩𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 #𝙛𝙖𝙢𝙤𝙣𝙟𝙚𝙣𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙩𝙧𝙖-𝙗𝙤𝙞𝙣𝙖 𝙫𝙤𝙠𝙖𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙣𝙙𝙧𝙖-𝙙𝙧𝙖𝙣𝙤 𝙩𝙖𝙤 𝙍𝙞𝙤 𝙂𝙧𝙖𝙣𝙙𝙚 𝙙𝙤 𝙎𝙪𝙡 𝘽𝙧é𝙨𝙞𝙡.
♦️𝙏𝙖𝙛𝙖𝙠𝙖𝙩𝙧𝙖 57 𝙣𝙮 𝙣𝙖𝙢𝙤𝙮 𝙣𝙮 𝙖𝙞𝙣𝙮 𝙩𝙖𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙧𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙩𝙨𝙞𝙢𝙤𝙣'𝙞 #𝘽𝙧é𝙨𝙞𝙡 𝙫𝙤𝙠𝙖𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙣𝙙𝙧𝙖-𝙙𝙧𝙖𝙣𝙤 𝙣𝙖𝙩𝙚𝙧𝙖𝙠𝙮 𝙣𝙮 𝙤𝙧𝙖𝙢-𝙗𝙚, 74 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙤𝙡𝙤𝙣𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙝𝙞𝙩𝙖 𝙥𝙤𝙥𝙤𝙠𝙖 𝙖𝙧𝙮 107 𝙞𝙨𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙣𝙖𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖. Angidimby sy sambo maro no nampiasain' ny fitondram-panjakana tao an-toerana hamonjena ireo olona tra-boina.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Tulear