CARSO
04/06/2026
๐ฑ๐จ Programme AFR100 Marovoay- Madagascarโ Incubation /Accรฉlรฉration
MISOKATRA INDRAY NY FISORATANA ANARANA HO AMIN'NY FIOFANANA ๐จ๐ฑ
๐ Noho ny fangatahanareo , satria betsaka taminareo no tsy nahatratra ny daty farany teo aloha, dia naverina nosokafana indray ny fisoratana anarana @ fiofanana programme AFR100 Marovoay- Incubation/ Accรฉlรฉration.
Ianao ve :
๐ฟ Mpandraharaha
๐ฟ Mpitarika orinasa / kaoperativa
๐ฟ Fikambananโny mpamokatra (OPFA)
๐ฟ Vehivavy na tanora manana vina
๐ฟ Na miasa aminโny fanarenana ala, tany fambolena na rano
๐ Izao no fotoana ho anao!
๐ 04 Jona โ 09 Jona ihany โณ
๐ Ity fanalavana ity dia natao hanomezana fahafahana farany ho anโireo mbola te-hiditra aminโity programa manan-danja ity.
๐ฅ Aza avela handalo intsony!
Tsy tetikasa fotsiny izy ity, fa hetsika lehibe ho fanarenana ny ala, ny tany ary ny rano ho anโny taranaka ho avy.
๐ Afaka misoratra anarana @ alalan'ity rohy eto ambany ity isika :
https://afr100.vercel.app/country/madagascar/eso/carso
๐ Raha mila fanazavana fanampiny :
038 67 783 59 (Mme Anja)
๐ง [email protected]
๐ฌ WhatsApp : 034 81 925 64
CARSO
02/06/2026
๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐ โ๐ ๐๐ข๐ง ๐๐ ๐๐จ๐ซ๐ฆ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ง ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐คMerci ร tous les participants ร la formation organisรฉe par CARSO ๐
๐ก๐ผ๐๐ ๐ฟ๐ฒ๐บ๐ฒ๐ฟ๐ฐ๐ถ๐ผ๐ป๐ รฉ๐ด๐ฎ๐น๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐ ๐๐๐ก๐๐๐ก๐๐ ๐ฃ๐น๐๐ โโ
๐ฝ๐ผ๐๐ฟ ๐๐ผ๐ป ๐๐ผ๐๐๐ถ๐ฒ๐ป ๐ฒ๐ ๐๐ผ๐ป ๐ฎ๐ฐ๐ฐ๐ผ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ด๐ป๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฝ๐ฟรจ๐ ๐ฑ๐ฒ๐ ๐ข๐ฟ๐ด๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ ๐ฑ๐ฒ ๐น๐ฎ ๐ฆ๐ผ๐ฐ๐ถรฉ๐รฉ ๐๐ถ๐๐ถ๐น๐ฒ (OSC).
Initiative en mรชllรฉes Madagascar
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Website
Address
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 12:00 |
| 15:00 - 18:00 | |
| Tuesday | 08:00 - 12:00 |
| 15:00 - 18:00 | |
| Wednesday | 08:00 - 12:00 |
| 15:00 - 18:00 | |
| Thursday | 08:00 - 12:00 |
| 15:00 - 18:00 | |
| Friday | 08:00 - 12:00 |
| 15:00 - 18:00 |