JM STADE
03/06/2026
Salama daholo TOURNOI HO AN'IZAY MAFY.
Foot du Lycée Français de Tamatave
Ligue de Football Atsinanana
31/05/2026
28/05/2026
CADEAUX FETE DES MÈRES ato q JM STADE TOAMASINA
-ZUMBA HO AN'I NENY💐
tsy mila mandany vola be zany raha hampifaly an'i NENY👍💌
DIMANCHE 31 MAI a 14h
BILLET:5000ar ADULTE , 3000ar ENFANT 💵
-Manaova TENNIS DAHOLO👟
VENTE DES BILLET (JOANN MOBILE REHETRA)
CONTACT: 0389549113
TONGAVA MARO
24/05/2026
Mbola mitohy hatrany ny fisoratana anarana TOURNOI FOOT A 7 eto STADE TOAMASINA
JM STADE toamsina dia misokatra ho antsika rehetra:
_ecole de foot JM ACADEMIE
_Salle de fete
_salle de sport VIP
_location terrain MILAY BE
RESERVATION:0389549113
ABONNEO NY PAGE FA HISY VALISOA OMENA
19/05/2026
HO ANTSIKA izay manana EQUIPE na ANDALA-PASIKA io na FOKOTANY na CLUB..... tongava mandray anjara ato fa 30000ar fotsiny dia manao match eo ambonin'ny KIANJA MANARAPENITRA
Reservation:0389549113
17/05/2026
TOURNOI FOOT A 7
TONGA NY FOTOANA
ANDROANY 13H30 NY TIRAGE HO AN 'IZAY EQUIPE HANDRAY ANJARA REHETRA
TONGA DIA MITONDRA MAILLOT
0389549113
16/05/2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Toamasina