Tsiromi Service Informatique
04/05/2026
💻💻📚📚⌨⌨
COURS PARTICULIERS INFORMATIQUE A DOMICILE OU SUR PLACE
- Informatique bureautique;
> Word Excel,
> Publisher PowerPoint,
> Access, ...
- Windows, hoan’izay hianatra hifehy Windows
Aza misalasala fa omena tombony be dia be i anareo izay misafidy andray fahalalana aminay…
Cours tsy misy fetra, tsy misy durée fa jusque enao mahafehy sy mahay ny zavatra hianaranao zay vao mijanona i anao satria tsy ny anenjika programme ny tanjona fa ny afehezanao ny cours nao ...
Raha mila fanazavana fanampiny dia manasanao androso 📲Message Privé na koa
📞Tel: +261 32 68 264 54
+261 38 06 352 96
15/11/2025
Ny fahaizana tsy mifidy lera tsy mifidy andro... mande fony ny fianarana na alina na antoandro 👍💪
06/11/2025
🙂🙂
26/07/2025
ARARAOTY, vacance ny andro afahanao manararaotra mianatra ny zavatra ilainao indrindra aminy fiainanao.
COURS PARTICULIER INFORMATIQUE
Tsy misy fetrany raha tsy ny fahaizanao, afaka misafidy fotoana ianarana na any antranonao na manatona, tsy misy ecolage fa module no vidina ary cours complet izany fa tsy natao base, normal na Avancé...
-Word et Excel
-Powerpoint et Publisher
-Access
032 68 264 54
038 06 352 96
033 23 506 84
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Toamasina
501