GOEPT

GOEPT

Share

Photos from GOEPT's post 19/11/2025

Tsy mitsahatra mampijabaka ny olona izay tonga ao ireo izay miseho fa ho anjely ao amin’ny CCIT. Efa teo Ministra Razafindravahy Edgard teo koa Ministre David izao indray Honorable Vpan Fidèle Razara Pierre.

Mazava tsara ny voalazan’ny Decret 2007-990 art 85 fa Tsy hoe ‘´TSY MAHAZO MANAO POLITIKA NY MPIKAMBANA AO’’. (Sary faha 3).

Tsy marina ny filazana hoe misy fitsipika milaza izany ka lasa Nijabaka ny VPAN Toamasina raha avy nifampiresaka tamin’izy ireo.

Ao amin’ny commentaire ny Vidéo
Source : AZ Radio Television 19 novembre 2025.

29/10/2025

Miarahaba anao Andriamatoa Ministra Juste RAHARISONE izay Mpikambana ato amin’ny Vondron’ny mpandraharaha Goep Toamasina ary Mirary anao ho lava fanapahana ary hahaleo halasana amin’izao andraikitra hiandreketanao eto amin’ny Firenena.

Photos from GOEPT's post 24/10/2025

Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

Primature - Lapan'i Mahazoarivo

Amin’ny maha mpikambana anay Groupement GOEPT ao amin’ny Chambre de Commerce et d'industrie de Toamasina Cci Toamasina no hankasitrahanay sy hanomezanay fisaorana amin’izao fanapahankevitra izay ho raisinareo momba ny fananam-panjakana indrindra ireo Tsenam-barotra ny Fanjankana izay Tsy notanterahina.

Azo jerena tsara hoe Aiza ireo entana matériel informatique sy mobilier de bureau novidina ary Aiza ireo fiara namboarina nefa Tsy misy raha Tsy iray ihany. Ny trano natao rehabilitation koa etsy andaniny.

Io ny fandaniana 2024 izay azo Tsirihina sy hamarinina tsara.

Photos from GOEPT's post 16/10/2025

Ho antsika mpandraharaha mpitatitra miasa na maniry ny hiasa momba ny fitaterana ny kaontenera ao anatin’ny MICTSL Port Toamasina.

Araka ny Email voaray dia ho tonga amin’ny fotoana ho fanavaozana ny antontan-taratasy hahafahana hanohizana ny fahafana hivezivezy ao amin’ny Mictsl antsika ka anisan’izany ny fisiana ao anatin’ny Groupement.

Vonona handray antsika mpitatitra ny Groupement GOEPT izay eo ambany fitarihan’ny Andriamatoa Jean Luc Ampiraza Jean Luc.

Contact et Whatsapp +261 389139012
13 Rue Albert 1er Ampasimazava

13/08/2025

Tongava aby e

Want your practice to be the top-listed Law Practice in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

13 Rue Albert 1er AMPASIMAZAVA
Toamasina
501