Aviah
Aviah is a cybersecurity and software development company that provides comprehensive solutions to protect businesses and organizations against cybersecurity threats. Their services include security audits, risk assessments, threat monitoring and detection, and incident response services. The company specializes in custom software development, and their team of experts works closely with clients t
20/10/2023
🚨Ny predator dia programa mpitsikilo noforonin'ny orinasa Cytrox, izay namidy nanomboka ny taona 2017.
🚨Izy io dia afaka mitsikilo amin'ny alàlan'ny firaketana antso, fanaraha-maso toerana, fidirana amin'ny angon-drakitra isan-karazany, fangalarana fampahalalana saro-pady, fakana pikantsary, ary fitaovana fanaraha-maso lavitra. Amin'ny ankapobeny dia haparitaka amin'ny alalan'ny rohy na paingotra amin'ny mailka izy io.
🚨Nikendry mpanao gazety, mpanao politika ary mpikatroka maneran-tany ny Predator.
✅Mba hiarovana amin'izany dia tokony hialana ny fikitihana rohy mampiahiahy,
✅ tandrovana ny fanavaozana ny rindrambaiko,
✅ mijery ireo famantarana misy kojakoja simba ao amin'ny finday, ✅ary mitady fanampiana amin'ny manam-pahaizana momba ny fiarovana raha ilaina.
📌Amporisihina mafy ny fiambenana sy ny fiarovana ny fiainana manokana an'habaka.📌
12/10/2023
Ho anao izay manana tetik'asa, olon-tsotra, orinasa, ka te hanamboatra "logiciel" na tranokala hafahanao, mandrindra ny asanao dia maimaimpoana ny fanamboarana ny "cahier de charges" ato amin'ny Aviah.
09/10/2023
La technologie, à l'origine conçue pour résoudre nos problèmes quotidiens, se révèle être un puissant allié pour améliorer la vie des personnes en situation de handicap. En cette Journée mondiale du handicap, célébrons les avancées technologiques qui transforment des défis en opportunités, ouvrant ainsi un monde plus inclusif et égalitaire pour tous. 💻🌍 Ensemble, continuons à innover pour rendre la technologie plus accessible et à soutenir ceux qui en ont le plus besoin.
Click here to claim your Sponsored Listing.