JAJUES FI.IAINA
Ity ny dingana voalohany tamin'ny fifaninankira izay nataonaon'ny FI.IAINA ( TALENTA UMG) farany teo .
Ialana tsiny n'y sary somary manjavona . Ankafizo finaritra.
Mes publications ont obtenu plus de 600 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉
Andrianiko ny teniko , ny an'ny hafa koa feheziko. Aza menatra mianatra .
Vakio ny baiboly fa hanampy anao betsaka .
'Ndao ho fantarina hoe inona marina ny JAJUES FI.IAINA .
Manasa anao hanaraka ny pejy mba hahatonga anao tsy ho diso anjara amin'izay rehetra hozaraina eto.
05/06/2026
Harahintsika mifanesy eto amin'ny pejy ny seho isan-dingana notanterahin'ireo ekipantsika tato amin'ny JAJUES FI.IAINA nandritra ny TALENTA UMG andiany voalohany iny .
Aza miala lavitra , Araho tsy tapaka ny pejy.
04/06/2026
🎊🙏JA andrimatoa Filoha ❤️
Tahin'Andriamanitra ho ambinina sy ho Salama amin'ny Zavatra rehetra.
01/06/2026
🎊 BRAVO les filles, Gloire à DIEU 🙏
Vitanareo noho ny herin'i Jesosy, ny finoana , asa sy ezaka .
Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin'Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany
— Romana 1 : 16
JAJUES FI.IAINA
🔥Un petit aperçu de notre équipe lors de la grande finale du concours de chant Talenta UMG première édition.
Bravo championnes🥰
31/05/2026
Ho Tahin'Andriamanitra hatrany anie hianareo mba hahavita ny andraikitra masina sahininareo🎉
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Majunga