DRASA Androy
27/04/2026
๐๐๐๐๐ง๐ฆ๐๐๐ ๐๐ง๐๐ข ๐ฅ๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ก๐๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ฅ๐๐ -๐ฃ๐๐ฅ๐๐ก๐๐ก๐๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌ
๐น๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐ญ๐ ๐๐ ๐ป๐๐๐๐๐ ๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌ
๐
๐ข๐ก๐๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐ญ๐ฌ๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐ก๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ฃ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐ข๐๐ฏ๐๐ง-๐ญ๐๐ง๐ข๐ง๐๐ซ๐๐ณ๐๐ง๐
27/04/2026
๐พ๐ค ๐๐ข๐๐๐โ๐๐๐๐๐๐๐: ๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐จ๐๐จ๐ซ๐จ๐๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐จ๐๐ข๐ง๐๐ฆ-๐๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐ญ๐จ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฌ๐ข๐ค๐๐ซ๐.
๐ 27 Aprily 2026, Anosy โ Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana anโAndriamatoa RAMINDO Gaรซtan, Minisitry ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo, ny solontenanโny Vondrona BRAVURA.
๐ฌ Nodinihina nandritra ny fihaonana ny fomba hahafahana mampiroborobo ny sehatry ny fambolena eto Madagasikara, ka ๐ญ๐๐ฉ๐๐ค๐ ๐๐ ๐ก๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ก๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐๐ซ๐๐ก๐-๐ฆ๐ข๐๐ฌ๐ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ข๐ญ๐ฒ ๐๐จ๐ง๐๐ซ๐จ๐ง๐ ๐ข๐ญ๐ฒ.
๐จโ๐พ Ao anatinโizany fiaraha-miasa izany, omena lanja manokana ny tantsaha mpamokatra aminโny alalanโny โ๐๐ ๐ซ๐ข๐๐ฎ๐ฅ๐ญ๐ฎ๐ซ๐ ๐๐จ๐ง๐ญ๐ซ๐๐๐ญ๐ฎ๐๐ฅ๐ฅ๐โ, izany hoe fifanarahana mazava eo aminโny mpamboly sy ny mpividy, ho fanamafisana ny fiaraha-miasa akaiky aminโizy ireo.
๐ฑ Ao anatinโny vina fohy ezaka dia kendrena ny:
* hampitombo ny ๐๐๐ฆ๐จ๐ค๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ง๐จ๐๐ข๐ง๐๐ง๐ ๐ฏ๐๐ซ๐ฒ
* hanatsara ny ๐๐๐ฆ๐จ๐ค๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ง๐จ๐๐ข๐ง๐๐ง๐ ๐ฅ๐๐ฏ๐๐ง๐ข๐ฅ๐
* hampiroborobo ny ๐๐๐ง๐จ๐๐ข๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐ซ๐ฒ ๐ก๐จ ๐ฌ๐ข๐ซ๐๐ฆ๐๐ฆ๐ฒ
* hanamafy ny ๐๐๐ง๐จ๐๐ข๐ง๐๐ง๐ ๐ฏ๐จ๐๐ง๐ฃ๐จ ๐ก๐จ ๐ฆ๐๐ง๐๐ค๐
* hampivelatra ny sehatry ny ๐ฆ๐๐ง๐๐ค๐ ๐ฉ๐๐ฅ๐ฆ๐ข๐๐ซ
* ary hampitombo ny ๐๐๐ฆ๐จ๐ค๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ฌ๐๐ค๐๐๐จ๐ฆ-๐๐ข๐๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ฅ๐๐ฅ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ค๐๐ญ๐ฌ๐๐ค๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ฌ๐จ๐ฃ๐, hiarahana aminโny tantsaha eto an-toerana
๐ฏ Ireo hetsika ireo dia mikendry ny hanamafy ny famokarana sy ny rojom-pihariana, ho fampandrosoana maharitra ny sehatry ny fambolena.
ยซ ๐
๐๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐ฆ๐ข๐ซ๐จ๐๐จ๐ซ๐จ๐๐จ, ๐๐ง๐ญ๐จ๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐จ๐ฏ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ ๐๐ซ๐-๐ญ๐ฌ๐๐ค๐๐๐จ ยป
16/04/2026
๐ ๐๐๐๐๐๐โ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ข ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข ๐ต๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ (๐ด๐๐ฟ๐ฟ) ๐๐๐ ๐ผ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.
๐Tontosaina ny fanaovana tombanโezaka fahatelo momban' ny tetikasa sy ny fandaharanasa ho anโi Madagasikara (ESPP), tarihinโny Birao mahaleotena misahana ny tombanโezaka (BIE) eo anivonโny FIDA.
๐ฏ Tanjona lehibe :
โข Hijery sy handinika ny vokatra ary ny fahombiazanโireo tetikasa sy fandaharanasanโny FIDA eto Madagasikara.
โข Hanamafisana ny fiaraha-miasa eo aminโny FIDA sy ny Governemanta Malagasy, mba hanafainganana ny fanovana maharitra eny aminโny tontolo ambanivohitra.
๐
Marihina fa ity tombanโezaka ity dia mandrakotra ny vanim-potoana 2019 โ 2025.
๐ Fitsidihana tany aminโny Faritra Androy
Ao anatinโny fandaharanaasa, dia misy iraka manokana tanterahinโny ekipanโny BIE FIDA any aminโny faritra Atsimo.
๐ค Teto aminโny Faritra Androy, dia notanterahina ny fihaonana taminโireo mpisehatra samihafa, isanโizany :
โข Ny โTask Force Sรฉcuritรฉ Alimentaireโ ๐
โข Ny Talem-paritry ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo (DRASA) Androy ๐ฑ
๐ฌ Nifantoka taminโny adihevitra ny momba ny tetikady sy ny ezaka atao aminโny fiantohana ny ara-tsakafo eto an-toerana.
๐พ Tanjona aminโizany :
Ny hahafahana manatsara hatrany ny paikady sy ny fandraisana andraikitra, ho fanamafisana ny fahavitan-tena ara-tsakafo sy ny fampandrosoana maharitra eny aminโny faritra ambanivohitra.
"๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐"
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the organization
Telephone
Website
Address
Antananarivo