ISFPMi aina
28/01/2025
Ho anao izay mbola tsy nisoratra anarana dia mbola misokatra ho anao ny ISFPMi aina Antsororokavo à côté Frisquette Bateravola ho anao izay maniry ny ho lasa
SAGE FEMME na INFIRMIÈRE GÉNÉRALISTE
Raha mila fanazavana fanampiny dia manatona mivantana aty amin'ny birao Antsororokavo na antsoy ny laharana 038 19 339 35.
20/01/2025
Ny ISFPMi aina na ny Institut Supérieur de Formation des Paramédicaux Mi aina dia sampa-mpiofanana manofana :
✨ SAGE FEMME
✨ INFIRMIÈRE GÉNÉRALISTE
Mandray Bacc toutes séries
Telo taona monja dia mahazo ny diplôme licence professionnelle ianao
Ankoatr'izay dia misy ny tombony hoan'ny mpianatra toy ny :
👉Cours allemand gratuit
👉 Wifi gratuit
👉 développement personnel
👉 Orientation d'ouverture des cabinet de soins
Koa araraoty ary fa mbola misokatra ho antsika ny ISFPMI aina
Raha mila fanazavana fanampiny dia manatona mivantana aty amin'ny birao Antsororokavo à côté Frisquette Bateravola Fianarantsoa na antsoy avy hatrany ny laharana: 038 19 339 35
MBOLA MITOHY NY FANDRAISANA MPIANATRA
Ivotoerana manofana sage femme sy infirmière généraliste ny ISFPMi aina ao Antsororokavo.
miavaka izy satria manao tan-tsoroka @ nitadiavana asa na eto antoerana na any ivelany sy ny fanohizana fianarana manokana ny rafitra LMD .
👉 Natao mirary sy zakany rehetra ny saram-pianarana Sady mpanofana za-draharaha no miara misalahy ao
👉 Hararaoty ary fa telo taona(3 ans) ihany dia ho azonao ny licence professionnelle aram-panjakana (FOP) ary voafetra ny toerana
Ankoatr'izay dia misy ny bonus natao hoan'ny mpianatra rehetra ao dia ny:
✨Cours Allemand gratuit
✨ Développement personnel
✨Tari-dalana @ fanokafana cabinet de soins ✨ WiFi gratuit
Fidirana: 13 janvier 2025 ho avy ianao
Toerana : Antsororokavo Fianarantsoa ( à côté Frisquette Bateravola)
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa MP avy hatrany na antsoy ny laharana : 038 19 339 35.
ISFPMi aina
ISFPMi aina
"Compétence professionnalisme et opérationalité"
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa