La table du Rova

La table du Rova

Share

Photos from La table du Rova's post 24/02/2026

Bonjourrr 🎊🥳🥳

Aza adino fa misokatra foana izahay annn miaraka mora beeee 🎊🥳

Tout à 10000 ariary 🥳🎊

Aza taraiky arany eeee 💗

☎️ 0386295820

Photos from La table du Rova's post 22/02/2026

Dimanche 🎊🥳❣️

Fotoana fiarahana amin'ny fianakavina sy ny namana 🥳

Amboaro programme Dia aty La table du Rova 😘

Miandry anareo ato izahay annn 🥰❣️

☎️0386295820

Photos from La table du Rova's post 20/02/2026

Vendrediiiiii🥳🎊

Vendredi jolie jolie 🎊🥳 ety La table du Rova ❣️🥳

Miaraka amin'ireo promotion maro be fa aza tara annnn ❣️🥰

Livraison disponible foana2 annnn 🥰❣️

18/02/2026

Salama tompoko ôoooo🎊🎊

Noho n'y fandaminana Kely Dia manomboka après midi ny livraison atsika androany ☺️☺️

Tsara foana alefa aloha commande no Sady Tonga de miantsooo🥳

☎️0386295820

Promotion atsika mitohy foana 😊

Pizza GM a 13000 ariary 🥰

Want your restaurant to be the top-listed Restaurant in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Rova Tanana Ambony
Fianarantsoa