MVX Chain
🏆 MVX Chain - Chat BOT Achat et vente de cryptomonnaies. ✅ Plateforme vaovao be Lien officiel : https://mvxchain.momo-pay.me/chat
⭕ Service 100% AUTO Disponible sur MVX Trade https://mvxtrade.net 🇲🇬 TONGASOA Portefeuille Électronique Vita Malagasy!
22/06/2026
💎 Retrait Cash disponible
WhatsApp 038 05 489 48
Retr USDC, USDT, BTC, Cryptomonnaies...
21/06/2026
🌠 Mirary ny soa, ny fahasalamana, ny hasambarana, ny hafaliana, ny fiadanana, ho ela velona. Ho an'ny Ray rehetra amin'izao andro natokana ho an'ny Ray izao izahay eto amin'ny:
MVX Chain
MVX Trade
Manavola
Jean Reynard
🇲🇬 Andramo fa tsara ilay ChatHub, réponse instantanée, sans attente, sans stress :
🔗 Lien officiel : https://mvxchain.momo-pay.me/chat
🎥 VIDEO DÉMONSTRATION
😀Messenger VS ChatHub: https://www.facebook.com/share/v/1PtgNvQQ3B/
😊 Présentation ChatHub:
https://www.facebook.com/share/r/18tvwzgXzx/
✅ MVX Chain ChatHub maintenant disponible ! Faly izahay mampahafantatra anao fa efa disponible izao ny Chatbot vaovao ! MVX CHAIN CHATHUB !
⭕ Tena olana lehibe ho antsika ny Bug an'ilay facebook Messenger ka izay no nahatonga anay nanapakevitra ny hamorona ity Chatbot mahaleotena ity, azon'ny rehetra ampiasaina tsy mila intsony hoe manana Messenger, tsy misy intsony hoe ts mety raha vao Facebook Lite... sns...
✅ Manasa anao ary manomboka izao hampiasa azy io fa instantané ny traitement.
🔗 Lien officiel : https://mvxchain.momo-pay.me/chat
18/06/2026
🇲🇬 Tongasoa Toky ID ~ Araka ny ezaka izay natao hampanaradalana hatrany ny tolotra amin'ny fenitra takian'ny manampahefana hisorohana bebe kokoa amin'ny asa ratsy isakarazany toy ny Fuite de capitaux, blanchiment d'argent, fraude...
.. dia indro fa tonga ny Vérification KYC izay sahanin'ny plateforme Toky ID !
Vérification tokana manakery amin'ny karazana plateforme sy revendeur maromaro eto Madagasikara izay miara-miasa amin'ny TokyID.
✅ Araho amin'ny rohy ity ny fanampimpanazavana amin'ny fanamboarana Carte Toky ID (carte d'identité numérique)
https://www.facebook.com/61590841596480/posts/122102538393361386/?app=fbl
15/06/2026
🇲🇬 Mandray USDC sy Crypto isan'andro ! Sans limite ! Réception automatique, traitement ultra rapide...
✅ Retrait maximum 20 millions d'ar par transaction ao amin'ny Chatbot sy ChatHub fa afaka manao mihoatra anzany any amin'ny Service Client hatramin'ny 600 millions d'ar isan'andro !
✅ Nos produits (anjaranao ny misafidy ny tolotra mety aminao):
MVX Chain (ity pejy ity):
réception automatique, traitement ultra rapide.
MVX Trade (Portefeuille Électronique, plateforme d'échange vita malagasy voalohany manaraka ny norme internationale, transaction disponible 24h/24) Lien officiel mvxtrade.net (s'inscrire, parrainage facultatif ou optionnel)
(chatbot instantané, sans stress sans attente) lien officiel : https://mvxchain.momo-pay.me/activity
🎥 Vidéos démonstrations:
1>> https://www.facebook.com/reel/1697188211429402/?app=fbl
2>>
https://www.facebook.com/reel/1663058094968210/?app=fbl
⭕ Whatsapp 038 05 489 48
✅ Disponible fona zay mobile money mety aminao ! CASH (disponible), Orange Money, Airtel Money, Mvola
🌠 Portefeuilles: MVX Trade ~ - - - FAUCETPAY - - - BING X - BINANCE - REDOTPAY - - USDC BEP20 - USDC BASE - USDC POLYGON - .
✅ Service Client disponible 24/7 !
Horaires 7/7 de 7h à 21h.
.
👋 Messenger ihany no compatible amin'ny Chatbot (ilay réception automatique) ankehitriny, Facebook no nanova an'io, raha hanao échange ka tsy manana Messenger de manasa anao hanantona amin'ny kaonty manokana Jean Reynard na hiditra WhatsApp amin'ny 038 05 489 48. Misaotra tompoko dia irariana mba ho averin'ny Facebook ny accès chatbot ho an'ny facebook lite.
⭕ Raha sanatria misy olana tsy mety ny bot dia manasa anao hanao ny échange amin'ireo profil voatondro eo ambony ireo Jean Reynard na Whatsapp ! Mankasitraka indrindra tompoko 🙏
🇲🇬 Mirary fahombiazana ho antsika rehetra 🙏
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
Fianarantsoa
301
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 21:00 |
| Tuesday | 07:00 - 21:00 |
| Wednesday | 07:00 - 21:00 |
| Thursday | 07:00 - 21:00 |
| Friday | 07:00 - 21:00 |
| Saturday | 07:00 - 21:00 |
| Sunday | 07:00 - 21:00 |