Spray_info
Votre Hub Numérique 3.0
🎓 Université Privée pour vos études supérieures,
💻 Services numériques pour vos projets professionnels,
📚 Centre de formation pour booster vos compétences.
💙we are Spray_info,we are Spray_family💙
05/04/2026
Izahay ato amin'ny Fianakaviambe ny Spray_info dia miarahaba antsika rehetra nahatratra izao P***a izao.✝️
Mirary Soa ho antsika rehetra dia manaova Fety sambatra eee!!💙
⏩️Aza adino ny Formation-tsika Dev_Ops fa mbola tsy tara ianao raha izao no misoratra anarana annn: https://www.facebook.com/photo/?fbid=932994612816342&set=a.126970583418753
31/03/2026
⛔️🛑URGENT🛑⛔️
Nohon'ny fangatahany Maro dia nahemotra Amin'ny ALAKAMISY 02 AVRIL 2026 amin'ny 14H30 ny fidirana voalohany amin'ny FORMATION STACKOPS_PRO (DevOps) ito.
‼️Nb: Mbola misokatra ny fisoratana anarana fa aza taraiky‼️
📍 Toerana : Imandry, Fianarantsoa.
📞 : +261 38 37 930 53.
🌐 : www.Sprayinfo.siwbs.com.
23/03/2026
📢 TONGA INDRAY ARY ILAY FIOFANANA NANDRASANY REHETRA ! 📢
🔴🚨StackOps_Pro🔴🚨
➡️Formation DevOps ato amin'ny Spray_info⬅️
–Te hahafehy ny automatisation sy ny déploiement moderne ianao?
Natao ho anao ity Fiofanana ity.
🔧Izay afehezanao ny:
🔴 Infrastructure en code et automatisation
🔴 Utilisation d’outils puissants (Conteneurisation, gestion de versions, collaboration...)
🔴 Intégration & déploiement continu (CI/CD)
🔴 Orchestration d’applications conteneurisées
🔴 Gestion d’environnements isolés et fiables
🔴sy ny maro samihafa...
⚠️ Voafetra ny toerana – Aza miandry ela raha te ho OpsMaster😉
HISORATRA ANARANA & FANAZAVANA FANAMPINY : Aza misalasala mandefa MP.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301