En ligne

En ligne

Share

06/09/2024

Mbola ho tsapanao ndray andro any hoe ilainao ny fisiako😪😪

Photos from En ligne's post 29/04/2023

VAKIO KA ZARAO

Arakaraka ny hizaranao an'ity pub ity no hamonjenao olona . Tsy anenenanao izany ary tsy andanianao vola . Ny tsy fahafantarana ihany no mahafaty olona .

Mangalà fotoana kely hamakianao hatramin'ny farany azy .

Anjaranao no mandray andraiktra aveo .

- Misotro rano mafana miaraka amin'ny voasary makirana dia miaro ny fiforonananan'ny homamiadana . Tsy asiana Siramamy . Ny rano mafana miaraka am voasary makirana dia tsara kokoa nohon'ny rano mangatsika misy voasary makirana

- Vomanga miloko jaune sy miloko Violet dia miaro ny fiforonananan'ny homamiadana

1) Ny fihinanana la soupe ariva bé loatra dia mampitombo ny fiforonananan'ny homamiadana vavony

2) Fadio ny mihinana Atody mihoatra ny 4 ao anatin'ny herinandro

3) Aza atao mahazatra ny mihinana voankazo ahorian Sakafo , ny tena tsara dia alohan sakafo

4) Aza misotro thé mandritra ny fadim-bolana

5) Mihinàna Ronono Soja tsy asiana Siramamy na atody fa mahasalama

6) Aza mihinana Voatabia rehefa tsisy na inona na inona ao anaty kibo

7) Misotro rano ray vera isaky ny maraina alohan'ny hisakafo mba hiarovana ny fiforonananan'ny vato

8 ) adiny 3 alohan'ny hatory no misakafo

9) Fadio ny mametraka téléphone na fitaovana électronique mi-charge eo akaikinao rehefa matory

10) Misotro rano 10 vera isanandro dia miaro amin'ny fiforonananan'ny homamiadana

11) Misotro rano betsaka amin'ny andavanandro , ahena kosa ny rano sotroina am alina

12) Aza misotro café mihoatra ny 2 vera isanandro fa miteraka tsy fahita-tory

13) Aorian'ny 17h , dia aza mihinana sakafo bé loatra , aza manao voky be loatra

14) ireo sakafo 6 mahasoa anao isanandro : Akondro , m**o dipaina , paiso , pamplemousses , épinard , citrouille

15) Matory latsaky ny 8h dia mety hiteraka fikorotanan'ny ati-doha

Rano mafana miaraka amin'ny voasary makirana dia mahasalama
no maha ela velona

Rano mafana miaraka amin'ny voasary makirana dia mamono ny sela mitondra homamiadana

Rano mangatsika misy voasary makirana dia misy Vitamine C fo

Photos from En ligne's post 26/04/2023

📘BOKY PDF FAMBOLENA📘
👉 Zaraina maimaim-poana: Voasary, katsaka, tsaramaso, voanjo, voanjobory, citron, grefy, caroty, café, vary, anana, papay, akondro, letisy, voninkazo, betravy, ovy, tsaramaso, sns... Fambolena rehetra Malagasy tsy misy sarany na dia ariary aza.
👉 TSOTRA KELY NY ATAO:

- Atao J'aime👍 ny pejy
- Soratana : " 🇲🇬 "
- Partagena 3 samihafa

NB: Tsy maintsy mahazo daholo ny rehetra...! TENA MAHASOA ANAO ITY👌

13/04/2023

Tsy vitan'ny trangatranga lela sy tan-takolaka intsony ity ka Araraoty fa 7000 Ar monja dia ahaizanao Informatique Bureautique:
-Word, Excel, Publisher, Powepoint, Internet...sns...
Koa Jifao ary ny Boky version .pdf, amin'ny teny Malagasy miampy fanazana sy exercices.
NB👉Boky version pdf afaka vakina @ téléphone, ordinateur, tablette,
Payement 👇
👉Ny fomba andefasana ny boky dia alefa mp aminao @ Facebook satria version pdf,na alefa par adresse email
Mandefasa message direct aty amiko izay vonona hividy,matotra ary atokisana tsara
Numéro azahona ahy👇👇👇
👉0340254146
Ny fahaizanao izany dia hanamora ny Formation Opérateur de saisie sy Call Center izay mety handraisanao 500 000 Ar a 1.000.000 Ar.

Want your establishment to be the top-listed Bar/pub in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Ambalavao
Fianarantsoa