Hi Solve Store

Hi Solve Store

Share

‎🔹Fampianarana tsotra hamahana olana "informatique" (bureautique, réseau, programmation, maintenance, multimédia).
‎🔹Toro-hevitra hanomezana fahalalana amin'ny fampiasana fitaovana "informatique".
‎🔹Varotra fitaovana ho an'ny tontolo "numérique".

18/02/2026

Iza no mandresy ?😂

02/02/2026

Namoaka "format image" vaovao ny "microsoft", izay mitondra ny anarana hoe "WEBP".
Hita ao @ ny "mise à jours windows 11 (build 26220)".
Ny hanatsarana ny qualité ny "fond d'ecran" no nanaovana azy.
Ny WEBP dia:
-maivana satria dia mihena any @ 34% noho ny lajan'ny "fichier JPEG" izy nefa mbola voatazona ny
"qualité " sary.
-manana "propriètés transparence" mitovy @ "PNG" ihany koa izy, ary afaka mahasolo ny "GIF".

Marihana moa fa miandry an'ny "mise à jours" goavana (24H2/25H2) izy ity
vao tena hohitan'ny rehetra mpampiasa windows 11

source: https://www.frandroid.com

01/02/2026

👨‍💻Ny SCRATCH dia "application" natao hanamboarana na hianarana"programmation informatique", "jeux simples", "historique intéractif", "animation", ...sns. Ny ankizy eny @ "primaire" na "collège" no tena sahaza azy.

Araho hatrany ny pejy Hi Solve Store fa hanome "video" hianarana " SCRATCH".

01/02/2026

👨‍💻‎Fanaovana an'ireny TABLE DES MATIÈRES ireny @ alalan'ny Microsoft Word.

‎Betsaka isika no mbola tsy mahay azy ity, nefa tena ilaina be indrindra ireo mpianatra manao boky.
‎Ao anatiny 1 minitra fotsiny dia ho hainao izy androany @ alalan'ity video kely ity.

‎Mazoto ary ee!

24/01/2026

👨‍💻‎Fantatrao ve ny atao hoe VPN na "Virtual Private Network" ?

‎Araka izany dia hiresaka "réseau" sy " internet" isika.

‎Maro no tsy mahalala an'io " vocabulaire informatique VPN" io nefa tena miasa sy mamaha olana betsaka io raha tontolo ny "internet" no resahina.

‎Ny VPN dia karazana lalana miafina sady voa-aro andehanan'ny "adresse IP" ny fitaovana nomerika ampiasanao sy mampifandray azy @ " serveur distant".

‎Ireto ny tombotsoa @ ankapobeany azo avy @ fampiasana VPN:
‎- Manafina ny "Adresse IP" rehefa mikirakira " internet".
‎-Ahafana manova ny toerana misy anao @ resaka "localisation en ligne".
‎-Manana "connexion" mivelatra kokoa fa tsy voateritery.
‎- Miaro ny "données " mba tsy hohitan'ny rehetra indrindra rehefa mampiasa "wifi Public".

‎Santionany @ VPN maro mpampiasa eran-tany:
‎-NordVPN
‎-ExpressVPN
‎-CyberGhost
‎-Surfshark
‎-Private Internet Access (PIA)
‎-Proton VPN – la référence en Suisse.

‎Tsara ny manana fahalalana kely fa izany no mitambatra no lasa fahalalana goavam-be.

17/01/2026

👨‍💻AZO ATAO TSARA NY MANAO
" ENREGISTREMENT AUTOMATIQUE" ny "projet Excel"-nao.

Ity "vidéo" ity mampianatra ny fanaovana azy.

17/01/2026

👨‍💻TRATRAN'NY " FICHIER ❌ CACHÉ " VE NY "CLE USB"-NAO?
IZANY HOE " LASA "RACCOURCI" FA TSY METY HITA NY "FICHIER" AO ANTATINY.

Ity video ity no vahaolana ny @ zany.

11/01/2026

DIOVY ISAM-BOLANA NY "FICHIER TEMPORAIRE" MBA HAMPISOSA NY "EX*****ON PROGRAMME"

09/01/2026

‎[ USB 3.0 to HDMI ]
‎Ity ny vahaolana tsara indrindra ho an'ny ordinateur tsy misy (port) sortie HDMI na misy fa tsy mandeha.
‎-État : 10 sur 10 après test complet.
‎-MP raha mahaliana anao.

‎Manao livraison na eto tana na any @ faritra.

09/01/2026

👨‍💻Fomba famatarana fa "Haut débit " na "Bas débit " ny connexion internet ampiasanao.

Want your business to be the top-listed Shop in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Ambolokandrina
Antananarivo